Taratra

« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG

Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany fahatelo. Nahomby ny hetsika ary nitombo ny mpandray anjara. Tratra, araka izany, ny tanjona ho an’ny ligin’i Vaki­nankaratra, mpikarakara. Nahitana taninketsa maro ihany koa nandritra ity fifaninanana ity, izay nahafahana nitily ireo mpilalao hoavin’ny […]

Dimbiheriniaina Pharlin : Mety hanohy ny asa ara-teknikan’ny FMTKD

Mbola tsy misy ny filazana ofisialy mahakasika ny birao mandrafitra ny Federasionina malagasin’ny Taekwondo WT (FMTKD). Saingy araka ny fanadihadiana natao, efa nanendry olona ny lehiben’ity taranja ity, andrasana ny fanolorana azy ireo. Araka ny siosion-dresaka mandeha, amin’izao fotoana izao, fantatra fa efa nanendry ireo mpiara-miasa aminy, ny filohan’ny Federasionina […]

INDRAY MIJERY

Ho mafy ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana sy atsimo andrefan’ny Nosy, noho ny tanjaky ny varatraza. Hahazo vahana ihany koa ny alondrano avy atsimo na atsimo andrefana any amin’ny morontsiraka atsimo andrefana, atsimo sy atsimo atsinanana. Anio alina manomboka ao Morombe hatrany Taolagnaro, hiitatra miandalana any amin’ny […]

Vary nomen’ny fanjakana sinoa : Nanohanana olona 55 000 anaty kaominina telo

Nitarika olana ara-tsakafo ho an’ny faritra Atsimo ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro tany an-toerana, simba ny voly ny taona 2024. Vokatry ny fanohanan’ny fanjakana sinoa, tamin’ny fanomezana vary milanja 1 600 t, afaka nizara vary milanja 90 kg ho an’ny olona marefo 55 000 ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo sy […]

Tao anatin’ny 5 volana: Olona varira 7 lasibatra

Tranga fahafito tamin’ity taona ity, nisiana fakana an-keriny olona manana toetena variva, no niseho tany amin’ny distrikan’Antsirabe II, farany teo, raha ny tatitry ny fikambanana. Zokiolona 70 taona no notafihan’ny dahalo 15 mirongo fitaovam-piadiana. Notapahina mihitsy ny lohany. Miaina anaty horohoro ny olona manana toetena varira ary mahatsiaro tena ho […]