Taratra

Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky

Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha voalaza fa maty nisy nanindrona antsy. Mivarotra sy matory an-tsena noho ny halaviran’ny toerana honenany.  Hita faty manakaiky ny fokontany Mahavoky Be­sarety, omaly maraina tamin’ny 05 ora latsaka fa­hefany, ny renim-pianakaviana iray, 47 taona. Niparitaka […]

Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”

Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsibo­ka, hanesorana minisitra roa, namoaka ny heviny mahakasika izany ny depiote Irmar, avy any Mahajanga, Rahanta­nirina Lalao na depiote Nina, omaly, tetsy Mahamasina. “ Tsy resy akory ny olo-mangina, ary samy manana ny eritreriny avy. Tsy izay miteny any amin’ny facebook […]

Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo

Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny filatsahana an-tsitrapo eto Madagasikara. Sa­fi­dy ataon’izy ireny ny hiahy ny maha olona sy ireo marefo. Tanora avokoa ny ankamaroan’ny mpikambana sy misafidy ny hilatsaka an-tsitrapo eto Madagasikara, raha ny tatitra voaray. “Safidy atao ny mijoro hiahy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any Luisant, Chartres no hanatanterahana izany ka ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra io 3 andro io. Tontosa tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja beach volley. […]

Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo

J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis An­do­hatapenaka, ny sabotsy 7 ka hatramin’ny alahady 15 jona ho avy izao. Ny Springboks Afrika Atsimo no firenena voalohany tonga eto Mada­ga­sikara, anisan’ireo hiatrika izany. Amin’ity alakamisy ity kosa vao […]