Loharanon-karena fanoitry ny fampandrosoana ny firenena ny toekarena manga. Ilaina ny hisarihana ireo mpampiasa vola hanohana antsika hampandroso ny firenena amin’ny alalan’ny jono. Dinihina mandritra ny fikaonandoha atao eto Madagasikara ny paikady hanatanterahina ireo vina apetraka. Vonona hampiroborobo ny toekarena manga i Madagasikara ho fanoitry ny fampandrosoana ny firenena. Ilaina […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Notanterahina ny fankatoavana ara-teknika mahakasika ny « Tetikady nasionaly momba ny fanabeazana mampiaty mikendry ny mahalahy sy ny mahavavy » (SNEIG). Aorian’ity fankatoavana ity, hisy ny fampahafantarana eo anivon’ireo minisitera voakasika mialoha ny hamoahana izany. Nohamafisina ny fahaiza-manao sy ny traikefa izay efa ananan’ny mpiasan’ny fahasalamana mpisehatra eny ifotony mahakasika […]
Aretina homamiadana : Azo atao ny misoroka amin’ny fanovana fomba fiaina
Aretina mampivarahontsana, amin’izao fotoana, ny homamiadana, izay nirongatra tato anatin’ny 10 taona izao. Izy io izay aretina mitranga amin’ny taova ahitana ny fiantombohan’ny fiovan’ny sela, araka ny fanazavan’ny profesora Rafaramino Florine. Raha vao misy aretina mitarazoka loatra dia mila manatona mpitsabo anaovana fitiliana sao sanatria homamiadana. Rehefa miha antitra ny […]
Sekoly sakaizan’ny rano: Aparitaka ny torolalana ” amie de Wash”
Tamin’ity herinandro ity ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanapariahana ny torolalana ho an’ny fampiharana ny sekoly sakaizan’ny rano, fanadiovana sy fidiovana na “École amie de Wash”. Natao teny amin’ ny EPP Ambohibao Antehiroka, Cisco Ambohidratrimo, izany, satria anisan’ny sekoly telo eto Madagasikara misalotra ny anarana na manana ny “labéllisation” […]
Ady amin’ny herisetra VBG : 34 ny toeram-pandraisana tohanan’ny UNFPA
Araka ny fanadihadiana EDS, natao ny taona 2021, momba ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy, 29,4% ny tahan’ny herisetra ara-batana (vehivavy iray amin’ny telo), 13,7 % ny tahan’ny herisetra ara-pananahana. 30% amin’ny ankizy no manambady mialoha ny faha-18 taonany ka ny 40% amin’ny tovovavy 20-24 taona no niroso tamin’ny […]




