Taratra

Fitakiana ny “Iles Eparses”: Manamafy ny fanohanany an’i Madagasikara i Rosia

Mbola nanamafy indray. Nambaran’ny filohan’ny Fikambanana “Association Russie – Madagasikara-ARM”, Rakotonirina Richard, fa eo hatrany i Rosia manoloana ireo Nosy Malagasy “Iles Eparses”. Notsiahiviny fa efa mazava ny fehin-kevitry ny ONU ny taona 1979, fa an’i Mada­gasikara ary haverina aminy ireo Nosy ireo. Tsy mbo­la tanteraka anefa izany hatramin’izao ary […]

Tontolom-piarahamonina: Mampitovy ny olon-drehetra sy mampiavaka ny tsirairay ny zon’olombelona

Ny zon’olombelona no mampiavaka ny olombelona amin’ny biby; eny, na misy aza, ohatra, ny fikambanana miaro ny zon’ny biby any amin’ny firenen-dehibe sasany. Ny zon’olombelona no mampitovy ny olon-drehetra sy mampiavaka ny tsirairay . Izay tsara ho fantatra… Tamin’ny 10 desambra 1948 no nolaniana sy nampahafantarin’ny Fi­vo­riamben’ny Firenena mi­kam­bana (ONU) […]

TARATRY ny KANTO

Hisy atrikasa momba ny zon’ny mpamorona. Hotontosaina rahampitso 9 mey izany, manomboka amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Anac Anosy. Hitarika izany ny talen’ny Omda, Joelinirina Rarivojaona, hamelabelatra manodidina ny fifehezana ny lalàna, ny fahafaha-miaro ny sanganasa, ny fanatsarana ny fiaraha-miasa anatin’ny tontolon’ny zavakanto ary ny fanomezan-danja ny forona ara-javakanto. Hanokatra […]

“Festival du caméléon”: Ho an’ny tontolo iainana, fizahantany, kolontsaina

Sambany no hisy. Handray ny Festival voalohany ny distrikan’Amboasary Atsimo. Nampahafantarina omaly, te­tsy amin’ny foiben’ny Yas Madagacar, ny fisian’ny “Fes­tival du Caméléon”, izay hatao any an-toerana, ny 13, 14 ary 15 jona ho avy izao. “Hetsika natao hanentana, hanabe, hiaro ny tontolo iainana, ha­nainga ny fizahantany ary hampahafantarina ireo endri-kolontsaina […]