Mponina miisa 2 740 no misitraka angovo avy amin’ny masoandro any amin’ny kaominina Beanana sy Antsiafabositra. Ahitana tokatrano tsotra, mpandraharaha ary tranom-panjakana. Ahitana masoandro mandavantaona sady mafana any amin’ny faritra Betsiboka, toy ny distrika Maevatanana. Notokanana ny zoma 19 septambra ny toby famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro. Napetraka ao amin’ny kaominina […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Ho ampahafantarina rahampitso eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny Vovonana Tantana, sampana Antananarivo, izay naorin’ireo tanora mpitarika ho an’ny Fanavaozana. Hisy ny fifampizarana ny Vina sy ny drafitrasa ho enti-miasa. Mandritra ny fotoana ihany koa no hampahafantarina ny birao mpitantana sy ny mpandrindra isam-paritra. Noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana, teny Iavoloha, omaly, ireo […]
Fanavaozana – VEHIVAVY MPITARIKA : Hampitomboana ny fandraisana anjara
“Tahirin-kevitra momba ny adisisika ho an’ireo vehivavy sy tovovavy mpitarika”. Io ny lohatenin’ny boky mirakitra ny adisisika ho an’ny fanavaozana ny lalàmpanorenana sy ny rafi-panjakana ary ny ara-pifidianana. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny vadin’ny filohan’ny Fanavaozana, Randrianirina Elisa, ary ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Rakotoniaina Cathia Voahanginirina, teny […]
Dieny izao…
Hanao ahoana ny hoe fanavaozana? Na fanovana… Ny atao no mahasoa na maharatsy. Iadiana fo mafy amin’izany ny tsy hiverimberenan’ny krizy politika intsony. Fanararaotra izao, fanarenana sy fanonerana izay tsy nahombiazana hatramin’izay ary fanorenana ny hoavy. Inona no tena lesoka? Ny rafitra, ny lalàna, ny fomba fiasa… Fijery sy […]
Ben’ny Tanàna tsy miankina : Nivondrona ao anatin’ny FBF, manohana ny Fanavaozana
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, afakomaly, teny Ambohitsorohitra ny Fikambanan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny Fanavaozana na FBF. Voafidy ho filoha amin’izany Randrianamboarina Jean Pierre, ben’ny Tanànan’Ambatomarina, distrikan’i Manandriana. Malalaka ny safidy ho an’ny ben’ny Tanàna. Nanangana ny Fikambanan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny Fanavaozana na FBF ireo lany tamin’ny lisitra tsy miankina. […]




