Nifarana ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja Synthètique Andohalo, ny “For Good Connexion”. Hetsika ho an’ny niomerika mandray andraikitra, nokarakarain’ny Union des clubs et écoles de foot-ball (Ucef) sy ny Orange Madagascar. Fampianarana ny ankizy hitandrina sy hahafehy ny ora hijerena ny findainy ary antoka amin’ny loza ateraky ny […]
Taratra
“Orange MPPTOUR 100”: lasan’i Miary Zo sy i Landry, sokajy lehilahy, i Prisca sy Zarah ho an’ny vehivavy
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana tenisy anaty efitrano Padel, “Orange MPPTour 100”. Nanjakan’i Miary Zo sy Landry ny teo amin’ny lehilahy, raha toa ka mbola ry Prisca sy Zarah no nahazo ny medaly volamena ho an’ny sokajy vehivavy. Notanterahina teny amin’ ny Urban Futsal Galaxy Andraharo, ny faran’ny […]
Seranan-tsambon’ i Toamasina: mpiasa 76 mianadahy notolorana mari-boninahitra
Nolotorana mari-boninahitra “grande Officier” ho fankasitrahana azy ny tale jeneralin’ny seranan-tsambon’i Toamasina (Spat), Avelin Christian Eddy, ny 16 mey lasa teo, tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Pact “Port Academy Center Toamasina”. Tonga nanome voninahitra ny lanonam-panjakana ny minisitry ny Fitaterana sy famatarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valéry, i Mangalaza Eugène Régis, […]
Fiarovana tanàna sy fialamboly: maro ny mirona amin’ny fiompiana alika tsara karazana
Mirona amin’ny fiompiana alika tsara karazana (chien de race) ny ankamaroan’ny Malagasy amin’ izao fotoana. Miavaka amin’ny alika hafa izy ireny, indrindra eo amin’ny fikarakarana. “Miha mitombo hatrany ny olona tia miompy alika tsara karazana eto Madagasikara, raha ny zava-misy”, hoy Andry Petoulet Raveloson, mpiandraikitra ny fifandraisana ao amin’ny ACYM, […]
WMG: nanampy ireo ankizy voan’ny homamiadana
Nanolotra fanomezana ho an’ireo ankizy voan’ny aretina homamiadana, tsaboina eo anivon’ny hopitaly CHU-JRA Ampefiloha, ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG), ny zoma lasa teo. Voalohan-daharan’ny fikambanana ny hanampiana ireo olona sahirana ara-pivelomana. Tamin’ity, nitodika manokana tany amin’ireo ankizy marary voan’ny aretina homamiadana ny hetsika nataon’izy ireo. Voakasaik’izany indrindra ireo sahirana […]




