Eusebia etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hanolotra seho, anio manomboka amin’ny 8 ora alina ity zanakavavin’i Jaojoby ity, mialoha ny handehanany hanomboka ny fitetezam-pirenena any Eoropa. Anisan’ireo mpanakanto efa misehatra amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena izy, kanefa tsy manadino ny mpiray tanindrazana. Revy gitara sy feo, etsy amin’ny Piment Café Behoririka, […]
Taratra
Andro afrikanina ho an’ny fomban-drazana: Loharanon’ny fitsipi-piainana eny amin’ny fiarahamonina
Nankalazaina omaly ny andro afrikanina ho an’ny fomban-drazana sy ny fomba amam-panao. Anisan’ny nankalaza izany i Madagasikara. Nisy ny hetsika maro natao nandritra izany, toy ny fihaonana teo amin’ireo mpandala ny nentin-paharazana, fitsofan-drano, fiaraha-misakafo ho mariky ny fankalazana sy ny maro hafa. Zava-dehibe ny fanomezan-danja ny fomban-drazana satria antoka sy […]
« Festival des baleines » andiany fahavalo: Hanomboka eto Antananarivo ny hetsika
Reharehan’i Madagasikara. Tsy ny fandalovan’ireo trozona ihany fa ny hetsika manodidina azy rehetra, izay hanomboka eto Antananarivo amin’ity andiany ity. Tontolo iainana, fizahantany, fihariana sy toekarena ary kolontsaina. Ireo no sehatra voakasika amin’ny « Festival des baleines », fanao any Sainte Marie, isan-taona. Hiditra amin’ny andiany fahavalo amin’ity ny hetsika hanamarihana ny […]
Mandeha ny fotoana: Marefo manoloana ny fandrosoana ny kolontsaina malagasy
Manana kolontsaina miavaka i Madagasikara sy ny Malagasy. Tsy tokana fa maro izy ireny. Na eo aza ny fiarovana azy ireny, tsy vitsy ireo misisika avy any ivelany. Tranga lehibe maro no aterak’io. Mety handemy ny kolontsaina malagasy mihitsy aza raha tsy mitandrina. Kolontsaina, fomba amam-panao… Itoeran’ny tsy manam-paharoa i […]
SOMBIM-BAOVAO
Higadona eto an-toerana, anio, ireo mpikatroka avy any Canada, hiatrika ny « Lemur Cup », taranja Jiu-jitsu brezilianina, izay hatao rahampitso 17 mey, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hotontosaina anio hariva ihany koa ny seminera hiarahana amin’i Eric Noel sy Radafy Ranaivo, manomboka amin’ny 3 ora hariva. Misongadina hatreto ny ekipan’ny GNBC […]




