Taratra

Fahafatesan’i Raissa kely: notanana vonjimaika am-ponja ny renibeny

Voatazona vonjimaika any am-ponja, taorian’ny fampanoavana teny amin’ny fitsarana Anosy, omaly, ny reniben’­i Raissa kely sy ankizilahy roa tsy ampy taona. Zanaky ny iray tampo amin’ny rainy ny iray. Notanana vonjimaika eny Antanimora ny reniben’i Raissa izay renin’ny rainy sy ny ankizilahy zanaky ny iray tampo amin’ny rainy, niampy ankizilahy iray […]

Vaovao tambatra

Nihena 45,3% ny vola niditra tamin’ny fanondranana lavanila nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Nidina 44,3% ny vokatra, nihena 1,8% ihany koa ny vidiny. Antony mahatonga izany ny hamaroan’ny tahiry, milanja hatrany amin’ny 1 000 taonina, any ivelany ka nampihena ny fanafarana. Tafakatra 212,9% ny vary nafaran’i Madagasikara nanomboka […]

Madagascar Airlines: nivoaka ny daty fanonerana tapakila

Taorian’ny fangatahana nataon’ireo mpandeha voakasiky ny sidina nofoanana, nilaza ny Madagascar Airlines fa efa fa nivoaka ny tetiandro hanonerana ireo vidina takapika. Nampahafantatra ny kaompania fa manana ny mari-bola ahafahana mamerina ireo vidina tapakila izy ankehitriny. Misy, araka izany, ny fandaharam-potoana hiantohana ny fizotry ny fangatahana. Efa manomboka amin’izao ka […]

Andron’ny seha-pamokarana: manohana ny indostria sy ny vokatra eto an-toerana

Hanomboka ny zoma ka haharitra telo andro ny Andron’ny seha-pamokarana atao eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fotoana hampahafantarana ny vokatry ny indostria malagasy. Ho hita eny a-toerana avokoa ireo orinasa 12 nisitraka ny fiarovana ara-barotra napetraky ny «Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales» (ANMCC). Tan­jona ny hanjifan’ny Malagasy ny […]