Noesorina amin’ny toerana ny tale misahana ny fanadihadiana “Directeur de la police judiciaire”, eo anivon’ny kaomandin’ny Zandary, ny Kly Ravelomanana Tahina, araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra. Tombanana fa ny “Raharaha, ny Kly Rakotoamy Patrick”, tafaporitsaka ny anton’izany. Tsiahivina fa vao roa volana no teo amin’ny toerana izy. Efa […]
Taratra
Tetikasa Padev I-II: Mitohy ny fanatsarana ny tanàn-dehibe
Nandray ny ambasadaoron’i Frantsa, Arnaud Guillois, tetsy Anosy, ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, omaly. Nivoitra tamin’ny fifampiresahana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta. Anisan’izany ny firosoan’ny asa ho fampandrosoana sy fanajariana ireo tanàn-dehibe amin’ny alalan’ny fandaharanasa Padev I sy II. Misitraka ny […]
Mihetsiketsika be!
Mbola mafampana ny raharaha politika. Mangotrangotraka kely taorian’ilay raharaha “Patrick Gate”. Ampamoaka nipoapoaka, niafara tamin’ny fanesorana ny lehiben’ny mpanao famotorana teo anivon’ny zandarimaria. Tsy mbola mangina tanteraka akory ilay fanambaran’ny kolonely. Samy mifampitazantazana sy mifampiandriandry ny rehetra. Tsy maintsy mailo sy malina ny olom-pirenena. Mila mitandrina amin’ny zava-drehetra mba […]
Dinika any Paris momba ny “Iles Eparses”: Hitarika ny delegasionina ny praiminisitra Ntsay Christian
Efa maka bahana. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fanendrena ireo handrafitra ny vaomiera iraisana “Commission mixte”. Hisolo tena an’i Madagasikara hivory momba ny “Iles Eparses” any Paris ny 30 jona ho avy izao izy ireo. Hifampidinika sy hifampiresaka amin’ny delegasionina Frantsay momba ireo Nosy malagasy “Iles Eparses” izany delegasionina harafitra […]
TSELATRA
Tovovavy iray 16 taona voalaza fa mpamosavy no tratran’ny miaramila tany Andilamena, omaly. Niboridana tanteraka izy io nandritra ny fifanenjehana teo amin’ny roa tonta. Anisan’ny ampijalian’ny mpamosavy isaky ny alina ireo miaramila any an-toerana ka izao tsy namela nahazo izao. Efa nalefa any amin’ny lehiben’ny fokontany ity farany taorian’izay ka […]




