Taratra

Jeux corporatifs : Homem-boninahitra ireo nahavitabe

Taorian’ny fiatoana nandritra ny 5 taona noho ny aretina Covid 19, hiverina indray ny «Jeux corporatifs». Fihaonana ho an’ireo mpiasa amina orinasa, karakarain-dRandrianjafitseheno ClĂ©ment (ClĂ©ment Rabary), mpanao gazety zokiolona. Andiany faha-28, hotanterahina ny 14 sy 15 jona ho avy izao, eny amin’ny Kianja Vontovorona. Hiavaka ity andiany ity, araka ny […]

JJB – Grand Slam : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Andy, Bryan ary Chakif

Malagasy mpikatroka taranja Jiu-jitsu breziliana telo lahy no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana “Grand Slam”, hatao any Abu Dhabi, ny 16 sy 17 mey izao. I Andy Rasamy, i Brayan Rasamy ary i Chakif Mohammade no hisolo tena an’i Madagasikara, mandritra ny fifaninanana “Grand Slam”, hatao any Abu Dhabi, […]

INDRAY MIJERY

Noho ny fisian’ilay rindrin-drahona izay mitoetra ao afovoany atsinanan’ny Nosy, vinavinaina ho betsaka kokoa ny rotsakorana any amin’iny morontsiraka iny. Tombanana hahatratra 40 hatramin’ny 80mm ny tahan’ny rotsakorana ao anatin’ny 24 ora. Ahina ny fahabetsahan’ ny rotsakorana any amin’ny faritra Ambatosoa, Analan­jirofo ary Atsinanana, nanomboka omaly hatramin’ny anio, hoy ny […]

PĂ´le Stage Madagascar : Mpianatra maro misitraka fiofanana

Amin’ity volana mey ity, mpianatra miisa 150 avy amin’ ireo sekoly ambony maromaro, hofanina amin’ny alalan’ny PĂ´le Stage Madagascar. Hatao amin’izany ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpianatra mialoha ny hidirany eo amin’ny sehatry ny asa mati­hanina. Homena traikefa ny tanora amin’ny alalan’ny fanamorana ny fisitrahana mizatra asa. Efa nisy sahady ny […]

Faritra Sofia : Tsy mbola voatendry ny Dren

Efa tena atomotra ny fanadinam-panjakana mifanesy, amin’io volana jona io. Manao fanairana ny solombavambahoaka voafidy any an-toerana, Soafilira Princia, fa tsy mbola voatendry izay ho talen’ny fiadidiam-pampianarana any an-toerana hatramin’izao. Tomponandraikitra eny ifotony amin’ny fandrindrana ny fanadinana izy ireny. Mitaintaina ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpianatra amin’ny mety ho […]