Taratra

Filana raharaha eny amin’ny kaominina: Hanamora ny fikirakirana dosie ny “Matac”

Anisan’ny fitaovana informatika hikirakirana ireo dingana samihafa ho amin’ny fahazoan-dalana manorina ny “Matac”. Natao hampiasain’ny eny anivon’ny kaominina izany hanomezana fahafaham-po ireo mila raharaha. Anisan’ny tetikasa novolavolain’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), amin’ny alalan’ny «Observatoire du Territoire – OT» ny “Matac”. Nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisitera fa […]

Tsy mila fanatsatsoana

  Manahirana ny manao zavatra tsara ho an’ny Malagasy amin’izao fotoana izao. Mampananosarotra ny fitondrana tetikasa ho fampandrosoana. Misy sokajin’olona diso mpihatsaravelatsihy tsotra izao. Milaza fa tia tanindrazana izy ireny amin’ny fanoherana ny fitondrana. Rehefa misy anefa ny manam-piniavana hanao dia mailaka ny vava amin’ny fanatsatsoana. Pingapinga amin’ny fanakiviana! Asa […]

Fandraisana ny fivorian’ny COI : Ifarimbonana ny fanamboaran-dalana

“Ny kaominina Antana­narivo Renivohitra (CUA) tena miara-miasa akaiky amin’ny faritra Analamanga”. Io no nambaran’ny governoran’ny faritra Analamanga sady sekretera nasionaliny antoko TGV, Rasoamaromaka Hery, teny Ambohidahy, omaly, ny amin’ny fiomanan’i Mada­ga­sikara amin’ny fandraisana ny fihaonana an-tampony eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) faha-5. Hatao eny amin’ny CCI, Ivato, amin’ny 23-24 […]

TSELATRA

Telo mianadahy mpamatsy rongony voasambotry ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Aranta, kaominina Mahajanga, omaly. Rongony milanja 32,5 kg no sarona teny amin’izy ireo. Nofonosana tanaty baoritra ireo entana ireo. Nokasain’izy ireo hamidy tao an-toerana. Voasambotry ny polisy miasa ao Tanjombato ny mpamily fiara iray nandona moto ka namoizana ain’olona teny […]

Nangalatra tao amin’ny Cash point ; Jiolahy iray voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP2, omaly hariva, ny lehilahy iray, nisokitra ny sakaosy feno volabe tao amin’ny Cash point iray tetsy Ambolokandrina. Tratra teny Antohomadinika izy io noho ny fiaraha-miasa tamin’ny olona tsara sitrapo, taorian’ny fizarana sy fanaparitahana ny ho­rontsary nisy ny sarin’ireo olon-dratsy, voarakitra tao anaty caméra de […]