Taratra

Nangalatra tao amin’ny Cash point ; Jiolahy iray voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP2, omaly hariva, ny lehilahy iray, nisokitra ny sakaosy feno volabe tao amin’ny Cash point iray tetsy Ambolokandrina. Tratra teny Antohomadinika izy io noho ny fiaraha-miasa tamin’ny olona tsara sitrapo, taorian’ny fizarana sy fanaparitahana ny ho­rontsary nisy ny sarin’ireo olon-dratsy, voarakitra tao anaty caméra de […]

Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny zandary: Rava ny tambajotra mpangalatra tany

Anisan’ny laharam-pamehana ho an’ny fitondram-panjakana sy ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny ady amin’ny mpangalatra tany. Nahitam-bokany izany, ny herinandro teo. Nanatona ny eo anivon’ny MFFT ny sampam-pikarohana ny ady heloka bevava eo anivon’ny Zandary “Section des recherches criminelles”. Fantatra tamin’izany ny nahavoarohirohy ireo efa matihanina […]

« Viavy Film Festival »: Handrisihina ireo vehivavy mpanatontosa sarimihetsika

Nahitam-pahombiazana ny andiany voalohany. Efa miditra amin’ny andiany faharoa kosa izao ny « Viavy Film Festival ». Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 28 marsa izao izany, ao amin’ny Cinépax Madagascar. Araka ny anarany, natao hanasongadinana ny sarimihetsika vokarin’ireo vehivavy ny hetsika. Handrisi­ha­na ireo vehivavy mpanatontosa sarimihetsika, izay efa maro no milomano ao anatin’ […]

TARATRY ny KANTO

Hizara ny traikefany i Anjara Rakotoza­fiarison. “Ahoana nyhitondrana ny anjara biriky amin’ny maha mpitendry zavamaneno?” Anisan’ny hovoaboasan’ity mpitendry gitara ity izany, anio amin’ny 2 ora, etsy amin’ny CGM Analakely. Natao ho an’ireo efa mpitendry matihanina na tsia na mbola mpianatra mozika aza, ny fifanakalozana. Fotoana iresahana ny asa manodidina ny […]