Taratra

« Ridô – Dévoiler les souvenirs »: Hampiranty etsy amin’ny IFM i Tsiriniaina Irimboahangy

Zavakanto marolafy. Aingam-panahy sy karoka manokana, efa avy narantin’i Tsiriniaina Hajatiana Irimboahangy tany amin’ny Fondation H Paris, no harantiny indray etsy amin’ny IFM Analakely. I Tsiriniaina Hajatiana Irim­boahangy no nahazo ny loka voalohany tamin’ny “Prix Paritana 2024”,andiany fahavalo. Anisan’ny loka azony nandritra izany ny fikotrehana zavakanto tao amin’ny Cité internationale […]

VAOVAO TAMBATRA

Simba ny lalana sasany ao an-tampon-tanànan’i Taolagnaro vokatry ny ora-mikija nisesy any an-toerana. Anisan’izany ny any amin’ny fokontany Asokaky sy Betsioky, izay mampitaraina ny rehetra satria tapaka ny fifamoivoizana. Nijery ireo tany an-toerana, ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, ny 14 marsa teo, ary nambarany fa tsy maintsy […]

« Influenceur Trip »: Mampahafantatra an’i Nosy Be ny olo-malaza

Manomboka ny hetsika « influenceur Trip », andiany fahatelo, fampahafantaran’ny olo-malaza toerana ara-pizahantany an’i Nosy Be. Mi­karakara azy ny orinasa Ravi­nala Airports, miara-miasa amin’ny The Real Mada­gas­car, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA). Tan­jona, ny hampahafantarana ny toerana tsara tsidihina rehetra any Nosy Be, indrindra amin’izao fotoana maha […]

Fatana mitsitsy : Nohavaozina ny fenitra

Nifarana ny 14 marsa teo, tany Mahajanga, ny atrikasa namolavolana ny fenitra mahakasika ny fatana mitsitsy, ampiasana kitay na saribao. Misy karazany roa ny lasitra fenitra nolaniana. Voalohany, ny fatana ampiasana saribao na kitay sy akora fahandro hafa (biocombustibles solides non carbonisées). Faharoa ny fatana mitsitsy ampiasana saribao na saribao […]