Taratra

Paikady Juncao: Teknolojia hanatsarana ny fiompiana

Miara-miasa ny fanjakana malagasy sy ny masoivohon’i Sina eto amintsika, hampiroboroboana ny teknolojia Juncao. Teknika mifototra amin’ny fambolena holatra, azo atao sakafom-biby sy ampiasana amin’ny zavatra hafa. Miisa 25 ny teknisiana malagasy manaraka fiofanana miompana amin’ny fifehezana ny teknolojia Juncao eny amin’ny Sekoly teknika fampiofanana EFTA Ambatobe. Avy any amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Vita ny faran’ny herinandro teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Pr Andriamaniraka Jaona Harilala, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa teo aloha sy ny Pr Ranarijaona Hery Lisy Tiana, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa vaovao eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Zava-dehibe ny fiaraha-miasa ka nanaovany antso amin’ ny rehetra mba […]

Andro afrikanina ho an’ny skoto : Nahomby ny hetsika natao teto Madagasikara

Nofaranana tetsy amin’ny Kianjan’ny Barea Mahama­sina, ny sabotsy teo, ny fankalazana ny Andro afrikanina ho an’ny skoto, andiany faha-15. “Nahomby ny hetsika natao teto Madagasikara nandritra io fankalazana io, porofon’izany ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa natao”, hoy ny Com­missaire général de la Fédé­ration du scoutisme eto Mada­gasikara, Botolahy Ernest Angelo. Nahafahana nanao […]

Rajoelina Mialy : Nitondra fanampiana ho an’ ny tokantrano 160 traboina

Tsy manadino ireo mpiray tanindrazana traboina vokatry ny fahavakisan’ny fefilohan’Imamba ny vadin’ny filohan’ny Repoblika. Nitondra tohana hanamaivanana ny fahasahiranan’ireo mponina izy ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny distrika Antananarivo Avaradrano. Nanatanteraka hetsika ara-tsosialy nentina na­no­hanana ireo fianakaviana traboina noho ny fahavakisan’ny fefilohan’Imamba, distrika Avaradrano, ny fiadidiana ny Repoblika. Tamin’ny alalan’ny […]