Taratra

Malagasy sy ny taranany: Nandray anjara tamin’ny fanabeazana ny hira

Malaza ho tsara taiza ny zaza malagasy. Fahiny, tsy napetraka na nipetraka ho anjaran’ny raiamandreny fotsiny ny fanabeazana fa nandray anjara goavana tamin’izany ny kolontsaina. Singa goavana ao anatiny ny hira. Zary fiainany andavanandro ny mihira… «Mahafinaritra ny maheno anareo miresaka satria toy ny mihira », hoy ny vahiny! Porofo io […]

Andro Afrikanina ho an’ny skoto: Atao etsy Vontovorona ny hetsika andiany faha-15

Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy tetsy amin’ny kianja Cnaps Vontovorona, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Afrikanina ho an’ny skoto. Hetsika andiany faha-15 izay tentarahina eto Mada­gasikara. « Ahafahana mandrefy ny fahafahan’i Madaga­sikara handray ny fivoriana lehibe izay ataon’ny skotisma ny volana septambra ho avy izao ity hetsika ity», hoy ny minisitry ny […]

CUA : Mifampitifitra ny samy mpanohitra

Tonga amin’ny fisaratsaharana ireo mpanolotsaina avy amin’ny fanoherana eo anivon’ny filankevitry ny tanàna, Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tratry ny tsy fitoviam-pijery izy ireo. Miisa 37 ireo mpanolotsaina mosipaly nandany ny volavolana tetibola 2025 teny anivon’ny Kaominina Antananarivo Re­nivohitra (CUA), Analakely, afakomaly, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. 12 ireo tsy naneho […]