Taratra

INDRAY MIJERY

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, ny vinanasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ho an’ny taona 2025, hanome tolotra ara-pahasalamana sy fitsaboana manakaiky vahoaka. Hitohy ny fanamboarana hopitaly sy CSB manerana ny Nosy izay efa misy andalam-pahavitana. Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ihany koa ny fampitaovana ny toeram-pampianarana hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana eto […]

Sampana misahana ny fahasalaman’ny saina : 15,02% amin’ny olona nanatona CHU no voan’ny “schizophrénie »

Faharefoana efa ao anatin’ny olona (gène) ary manaranaka ny “schizophrénie ». Ny fikorontanan-tsaina eo amin’ny manodidina no mahatonga azy hiseho eo amin’ny fahatanorana: ratram-po, fahoriana, rongony. Raha marefo nefa voaaro ilay olona dia tsy tonga amin’ny aretina. Aretina ny “schizophré­nie », miantraika amin’ ny olona vokatry ny fikorontanan’ny tsiry mpanentana ao amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Rolf Trio, eny amin’ny La Teinturerie Am­pasanimalo. Hanomboka amin’ny 8 ora sy sasany ity seho ity, rehefa elaela tsy tazana an-tsehatra ry Rolf sy ny namany. Ho an’izay tsy afaka anio, mbola hisy fiarahana ihany koa rahampitso eny amin’ny Craam Ankatso, manomboka amin’ny 4 ora. Hialohavan’ny tafatafa ny mozika mandritra […]