Ilaina ny fanangonana ny antontanisa sy ny antontan-kevitra mahakasika ny lafiny toekarena sy sosialy. Manamora ny fanapahan-kevitra horaisina ny fananana azy. Mivoatra ny sehatry ny antontam-baovao. Misy ankehitriny ny tahirim-baovao manangona ny antontan-kevitra sy ny antontanisa efa nisy hatramin’izay amin’ny lafiny toekarena sy sosialy eto amintsika. Hanampy ny tsirairay amin’ny […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Laharam-pahamehana amin’izao fotoana izao ny fikarakarana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra. Nihaona tao amin’ny Digital Center Antaninarenina, omaly, ireo mpamolavola mba hamaritana vahaolana maharitra amin’ny fitantanana izany sy nanaovana tombana ny dingana vita ary ny hanatsarana amin’ny rindrambaiko “Edutic” amin’ny ankapobeny. Ralihivao Tsitohaina Arthur, anisan’ny voafantina handray anjara amin’ny International Visitor Leadership […]
Rivodoza : Ho levona an-tanety i Faida
Omaly maraina, tany amin’ ny manodidina ny 45 Km atsimo atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’i Faida. Nihena hatrany ny heriny ka 40 Km/ ora ny rivotra miaraka aminy any an-dranomasina. Nikisaka nianandrefana somary atsimo andrefana izy ka mahafaka 8Km/ora. Tombanana ho levona an-tanety, ao amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy ao, […]
METFP : Zana-kazo 2 000 novolena
Nifarimbona tamin’ny fambolen-kazo tao Beronono, kaominina Imerintsiatosika, faritra Itasy ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa niaraka tamin’ny minisitera delege misahana ny zandarimaria (MDG), ny faran’ny herinandro teo. « Tanjon’ny fanjakana ny handrakotra ala maitso an’i Madagasikara. Fandraisana andraikitra amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro, ady iraisan’ny rehetra no […]
Fanadinana momba ny zon’olombelona : Mitaky ezaka ny mahakasika ny demokrasia
Maro ny asa tanterahin’ny ambaratonga rehetra amin’ny fiarovana ny zon’olombelona eto Madagasikara. Tsara toerana i Madagasikara saingy mila ezaka ny momba ny demokrasia. Navoakan’ny minisiteran’ ny Fitsarana omaly ny tatitry ny fanadinana ara-potoana ho an’ireo firenena rehetra momba ny zon’olombelona na EPU izay natao tany Geneve. Natao ny tombana amin’ireo […]