Taratra

Andro maneran-tany ho an’ny zon’ny vehivavy : Hampirantiana ny zava-bitan’ny fikambanana

Hanomboka anio ny fanamarihana ny Andro maneran-tany momba ny zon’ny vehivavy izay efa nosantarina tamin’ny diabe ho an’ny fahasalamana andiany faha-32 « Saro­bidy ny aiko » teny Am­bohidratrimo ary namakivaky ny lalam-pirenena fahefatra. Nanome tolotra fahasalamana maimaimpoana miaraka amin’ny fanafody sy ny fitarafana samihafa ny mpiasan’ny fahasalamana. Mbola hitohy ao amin’ny Centre […]

Filohan’ny oniversite Antananarivo : Tokony hanara-dalàna avokoa ny kandidà

Araka ny lalàna manan-kery dia tsy tokony hanao asa hafa ivelan’ny asany ireo mpiasam-panjakana. Voakasik’izany ireo mpampianatra amin’ny oniversite. Tsy tokony hanana oniversite tsy miankina ihany koa, araka izany, ny mpampianatra amin’ny oniversite. Misy anefa mandika ireo lalàna ireo. Mijoro manohitra izany ary te hampihatra lalàna ny vaomiera manokana mikarakara […]

SOMBIM-BAOVAO

Ratsy fanombohana ny ekipa malagasy Squad X tao anatin’ny lalao voalohany natrehiny nanoloana ny ekipan’ny Quatres Bornes Maorisiana. Niondrika tamin’ny seta 3 no ho 0. Etsy ankilany, tsara kosa ny vokatra ho an’ny ekipan’ny GNVB, lahy sy vavy, hatreto. Fandresena roa izao no azon’ny GNVB, sokajy lehilahy ary fandresena iray […]

Lomano-Mada 25m: Zava-bita tsara indrindra telo montsana

Zava-bita tsara indrindra 3 no montsana, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja lomano, ho an’ny dobo filomanosana 25 metatra. Fifaninanana no­tontosaina teny amin’ny Esca Antanimena, ny faran’ny herinandro, izay nahitana mpandray anjara 457, avy amin’ny ligim-paritra 7, manerana ny Nosy. Teo amin’ny 50 m dos, nomontsanin-dRabej­a­ona Holy Antsa ny […]