Tontosa ny fifanaovan-tsonia fifanarahana. Havaozina mba hisarika mpizahatany bebe kokoa ny Pic Saint Louis, harembako-pirenena mampiavaka ny faritra Anôsy. Ny kolontsaina no fanoitra ho an’ny fampandrosoana. Voamarina izany rehefa misy tetikasa mipaka eny ifotony, mitondra fivoarana ho an’ny mponina sy ny fiarahamonina. Anisan’ireny ny fanavaozana izay entina ao amin’ ny […]
Taratra
FILOHAN’ny Mpihiragasy: Ranaivonantenaina Tojo
Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny hiragasy Ampefiloha, ny fifidianana ny filohan’ny federasion’ny Mpihiragasy eto Madagasikara. Miisa 5 ireo nofidina: Ranaivonantenaina Tojo (Ambatonapoaka), Ratovoelison Jean Baptiste (Arivonimamo), Rabemanantsoa Valomanana (Fenoarivo), Florent Randriamarolafy (Manalalondo) ary Ramanankarivo Jean José (Sahondrafinina zanany). 109 ny mpifidy voasoratra anarana ka ny 107 tamin’ireo no tonga nandatsa-bato. Lany […]
Hiragasy goavambe – Vakisehatra 2024: hifanandrina ry Ratelson sy Rapaulson
Hisantarana ny fandaharam-potoanan’ny « Hiragasy goavambe » 2024. Ny alahady 3 marsa izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Hifanandrina ny tarika mpihiragasy Ratelson avy any Andohavary sy Rapaulson avy any Mandiavato. « Vakisehatra 2024 », anisan’ ny andrasan’ny olona maro, satria, tarika roa samy manana traikefa matanjaka eo amin’ny […]
Tsy fomba ny mandidy dia homana: mila omena lanja ny dinika amorom-patana
Manana ny avara-pianarana ny Malagasy. Tsy vitsy ihany koa ireo raiamandreny zokim-pahendrena… Nikaroka, nandalina, manana traikefa, mahafantatra ny mahasoa sy ny manimba. Hatramin’izao, tsy tazana loatra ny vokatra tsara azo avy amin’ireo rehetra ireo. Inona ny zava-misy marina ? Tao anatin’ny taona maro, potika ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy. Samy […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina, ny alarobia lasa teo, tany amin’ ny faritr’Alaotra Mangoro, Ihorombe, Sofia, ny fidinana ifotony ataon’ireo komity mpanatanteraka eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Marihina fa natao hifampiresahana sy hitondrana hevitra manoloana ny olana misy eny anivon’ireo ligy sy seksiona no anton’ ity fitsidihana ity. Tsy raikitra ny fifaninanana […]