Taratra

Sakantsakana tao Toamasina : Nilaza ny tsy hipetra-potsiny Ratsiraka Roland

Naneho ny heviny, taorian’ ireny sakana natao azy tsy afaka naneho hevitra, ny faran’ ny herinandro teo, ny depiote Ratsiraka Roland, omaly, tao Toamasina. Hentitra ny nambarany. “Tsy hanaiky hatramin’ ny farany izahay ary hiady amin’ny hametrahana ny mangarahara sy madio eto amin’ ny firenena”, hoy izy, taorian’ ny nivoahan’ny […]

Fanamby ho an’ny taona 2025 : Nomena baiko hametraka filaminana ireo prefet

Notanterahina teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, afakomaly, ny dinikasa eo amin’ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ireo lehiben’ny fileovana “Prefet” manerana ny faritra notarihin’ny minisitry ny Atitany. Mazava ny toromarika tamin’izany. Anisan’ny nifanakalozana hevitra ny momba ny fanamby eo amin’ny asa mandritra ity taona 2025 ity. Anisan’izany ny hanatsarana hatrany sy hametrahana […]

INDRAY MIJERY

Noho ny tsiokan’ny talio, tombanana ho betsaka ny rotsakorana ho an’ny atin-tany sy ny faritra afovoany andrefan’ny Nosy. Nahazo filazana fampitandremana fahabetsahan’ny rotsakorana miloko mavo, manomboka rahampitso hatramin’ny sabotsy, ny faritra Menabe, ny distrika Morombe, Beroroha ary Ankazoabo. Fampitandre­mana miloko mena ho an’ny faritra Betsiboka, Analaman­ga, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra ny […]

minisiteran’ny Mponina: Nanampy ny olona manana fahasembanana

Nanao fivoriambe ireo olona manana fahasembanana sy fampiatiana tao amin’ny distrika Fandriana, faritra Amoron’i Mania. Ho fankalazana ny tsingerin-taona niforonan’ny vovonan’ny olona manana fahasembanana sy ho fanohizana ireo ezaka fampiatiana azy ireo no tanjon’ny fihaonana. Ho fampiroboroboana ny maha olona, nanome tehina fotsy, seza misy kodiarana, fanamafisam-peo amin’ny sofina ny […]