Nanoritra ny lalany ireo zanaky ny mpanjakan’ny salegy. Niavaka indrindra amin’izy ireo i Eusébia, izay niaka-daza hatrany tato ho ato. Nisedra sehatra iraisam-pirenena maro, nizara ny “Madagascar Afro World” ity tovovavy ity, izay mbola hitohy sy hivelatra bebe kokoa amin’ity taom-pampisehoana 2025 ity. Mialoha izany, hisy ny fihaonany amin’ireo mpankafy […]
Taratra
Mihenjan-droa ny tady : Azo atao amin’ny teny vahiny ny kabary ?
Iray amin’ny kolontsaina sady zavakanto mampiavaka ny Malagasy ny kabary. Tsy misy firenena manana azy io. Teny, sarin-teny, ohabolana, voambolana, sns, an’ny Malagasy no ampiasaina ao aminy. Maro ny vahiny te hahay azy… Liana amin’ny kabary malagasy ny vahiny. Fa, ny Malagasy ihany koa, efa misy ny mandika na mamadika […]
VAOVAO TAMBATRA
Vonona hanohana antsika amin’ny famokaram-bary i Korea Atsimo. Eo koa ny indostria vaventy toy ny fitrandrahana vaventy ny harena an-kibon’ny tany ary ny fifanakalozana ara-barotra. Nivoitra ireo nandritra ny fihaonan’ny masoivoho Park Ji-Hyun sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly, teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo. Vita ny fanarenana ny lalana tena ratsy […]
Base Toliara : Manantena fampandrosoana ny mponina
Tsy mitsaha-mitombo ny fankasitrahan’ny mponina voakasiky ny tetikasa Base Toliara any ifotony. Anisan’izany ny ao Toliara I sy II, toy ny kaominina Tsianisiha, Belalanda, Ankilimalinike ary Maromiandra. Nisy ny famonoan’omby roa tany Tsivonoe Belalanda ho an’ny mponina sy ny olobe ary ny raiamandreny. « Hanamora ny fisokafan’ny Base Toliara indray ny […]
Firaisankina
Miaina anatin’ny karazan-tsedra maro ny Malagasy, ankehitriny. Tsy asiana resabe intsony ny lafiny sosialy sy ny toekarena. Iaraha-mahita fa latsaka an-katerena hatrany anaty vilany. Ny hohaninana anio, tadiavina rahampitso, hoy ny sangisangy zaritenan’ireo bokan-trosa. Tena sahirana ara-pivelomana ny ankamaroan’ny olona. Tsy izany anefa no atao fitaovana hoenti-manakorontana ny firenena. […]




