Taratra

«chan 2025»: Resy fa tafakatra ny Barea de Madagascar

Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy misy mpilaravinahitra, “Chan 2025”, indray ny Barea de Madagascar. Na resin’i Eswatini teo amin’ny lalao miverina aza, nahazo ny tapakila hiatrehina izany i Madagasikara. Taorian’ny taona 2022, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo mpilalao tsy misy […]

TARATRY ny KANTO

Fanomezan-danja ny filatroana. Tontosa tany amin’ny zaridaina Manakara be, omaly, ny filatroana nampisehoana ireo akanjo fitafy. Nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ny fotoana, niarahana tamin’ireo mpankafy haitafy maro. Ankoatra ny filatroana, nahitana hetsika ara-kolontsaina maro samihafa ihany koa tany an-toerana, toy ny fampirantiana ireo karazana asa tanana amin’ny […]

« Les noces de l’agneau » : Hipoka ny Palais des sports  Mahamasina

Hetsika kolontsaina sy finoana nahasarika olona marobe ilay « comédie musicale » notanterahin’ny Cevam tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Maha­masina, ny faran’ny herinandro teo. « Les noces de l’agneau », lohatenin’ny tantara nolalaovina teny an-tsehatra. Tafiditra ao anatin’ny fizarana fahatelo amin’ny « Maman, j’ai raté l’enlèvement III». Tamin’ny ankapobeny, nampiavaka ny filalaovana ity tantara […]

Mozika an-dalambe : Fampisehoana nanangonana fanomezana ho an’ireo sahirana

Ho fanampiana ireo olona sahirana, mandray an-tanana izany ny “Mozika an-dalambe”. Hetsika iray ahafahana manangona akanjo sy vola ho an’ireo olona sahirana eto Antananarivo. Notanterahina tetsy amin’ny Carrefour Anko­ron­drano, ny sabotsy lasa teo, ny “Mozika an-dalambe”. Hetsika fanao isan-taona, rehefa amin’ny vaninandro Noely tahaka izao. Antony nanaovana izany ny ahafahana […]