Manomboka izao, hatao manara-drafitra sy matihanina ny «jeux vidéo» eto Madagasikara. Araka izany, napetraka ny Ligue PUGB mobile hikarakara ireo fifaninanana sy ny mpilalao. Hisokatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa ny fihaonana rehetra. Nampahafantarina ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny IFM Analakely, ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Ligue PUBG […]
Taratra
Fitsinjovana fahasalamana : tsara ny manatona farmasia rehefa hividy fanafody
Maro sy mitobaka eny an-tsena sy an’elanelan-trano eny ireo sehatra fivarotana fanafody amin’ny endriny maro, tsy ara-dalàna. Mety hitarika voka-dratsy eo amin’ny fahasalaman’ny olona mihinana azy izany, raha ny fanazavana nataon’ny mpitsabo, Dr Rabetsaroana Vololona. Tsara ny manatona tobim-pahasalamana sy tomponandraikitra eny anivon’ny fivarotam-panafody ary farmasia alohan’ny hividianana fanafody, mba […]
capitaine de vaisseau Berarazana PATRICIO: nandray ny toeran’ny Talen’ny fiarovana
Tontosa omaly, teny amin’ ny minisiteran’ny Foloalindahy (MFA) eny Ampahibe, ny fifamindram-pitantanana arakasa teo amin’ny sampandraharaha misahana ny fiarovana eo anivon’ny MFA. Misolo toerana ny tale teo aloha, ny Jly Jaonasy Autruck, ny tale vaovao, ny capitaine de vaisseau Berarazana Patricio. Lanonana nizotra teo ambany fitarihan’ny tale jeneraly misahana ny […]
Kaominina Antananarivo Renivohitra : Alexandre Georget no PDS vaovao
Voatendry ho filohan’ny delegasionina manokan’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, omaly, i Alexandre Georget. Izy, araka izany, no handimby an’i Harilala Ramanantsoa amin’ny fitantanana ny Renivohitra mandra-pahazoan’ny kaominina ben’ny Tanàna vaovao. Ity filohan’ny delegasionina manokana vao voatendry ity izay filohan’ny antoko Maitso hasin’i Madagasikara ary efa minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana […]
Safidy : «Mila mahalala ny andraikiny sy misitraka ny zony ny antoko politika»
“Misy ny antoko politika manatona anay manao hoe: mety ve raha manara-maso ny fifidianana miaraka aminareo izahay? Nefa antoko politika izy”. Io no nambaran’ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, omaly, ny amin’ ny hoe mila fanofanana ny antoko amin’ny […]




