Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Nanainga omaly, teny Ivato, hihazo any Accra Ghana, ny Makis Ladies 7. Hiatrika ny fifaninanana “Women’s Tournament 7s”, taranja rugby, ny 9-10 novambra ho avy izao, any an-toerana, izy ireo. Araka ny fandaharam-potoana, ny ekipan’i Ghana, mpampiantrano no hifandona amin’ny Malagasy voalohany. Nifarana ny talata lasa teo, tetsy amin’ny Kianja […]

FederasioNIna malagasin’ny Moto : manana vina ny hampiantrano ny MXoAN

Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Motocross of African Nation”, izay natao ny 25, 26, 27 oktobra lasa teo, tany Marrakech Maroc. Nahazo ny laharana voalohany teo amin’ny lalao isan-tarika, sokajy 125 cc ry Leung Yen Sincere sy Rakotoarimanana Jeremy, Malagasy mpilalao. Taorian’ […]

JJB-“Monde” : hifandona amin’ny Breziliana i Nofy

Hiditra an-tsehatra, rahampitso, ny Malagasy mpikatroka, sokajy vehivavy, Rakotobe Nofy Mica (63kg), ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu Breziliana. Fifaninanana atao any Abu Dhabi, nanomboka ny 6 novambra lasa teo ary hitohy hatramin’ny 16 novambra. Ilay teratany Breziliana, i Anna Beatriz, no hifandona aminy voalohany, eo amin’ny […]

Karate – «Mada 2024» : nisy vokany ny fampivondronana isam-paritra

Nikatona tanteraka tamin’iny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara natao tany Toliara, ny herinandro lasa teo iny, ny fandaharam-potoan’ny Federasion’ny Karate-do malagasy, ho an’ny taona 2024. Avo lenta ary modely iny fifaninanam-pirenena iny, araka ny nambaran’ny filohan’ny FKM, Ratefi­nanahary Emile. Nisy vokany, hoy izy, ny fampivondronana sy ny fampiofanana natao ary ny […]

Taon-jato faha-21: mitombo ny fandaniana solika eto Madagasikara

Mitombo 2,1 % ny fanjifana solika amin’ity taona 2024 ity raha oharina tamin’ny taon-da­sa, araka ny tatitra navoakan’ny OMH (Office malgache des hydrocarbures). Be mpan­jifa indrindra ny gazoala ary mitombo hatrany ny fampiasana azy. Porofo iray ny fahalotoan’ny tontolo iainana. Nahatratra 563 167 m3 ny solika lany nandritra ny enim-bolana voalohany […]