Taorian’ny faritra Atsimo Andrefana, nitohy teto Antananarivo indray ny fanentanana ireo ankizy, ampanaovin’ny Tibu Africa sy ny Terres en mêlées Madagascar eo amin’ny taranja rugby. Notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka izany ny sabotsy lasa teo. Nisitraka izany, ireo kilonga 100 mianadahy eo amin’ny 7 – 15 taona, avy amin’ireo […]
Taratra
Rugby Mondial 2023: lavon’i Irlande i Afrika Atsimo, tompondaka farany
Notanterahina tany Frantsa, omaly, ny andro fahatelon’ ny vondrona B amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby. Lavon’Irlande tamin’ny isa 13 no ho 8, ny tompondaka farany, ny taona 2019, ny Springboks Afrika Atsimo. Raha hiverenana ny lalao ny roa tonta, 3 no ho 7 ny isa teo amin’ny […]
Kitra – D2 National: fantatra avokoa ireo ekipa efatra hanao « Poule des As »
Toy ny efa nampoizin’ny rehetra ihany. Tafita hiatrika ny dingana manaraka ny FC JM Androy, FC Inate Vakinankaratra, KFCA Diana ary ny 3FB Alaotra Mangoro. Nifarana tany Mahajanga sy Antsirabe, omaly 24 septambra ny andro fahadimy, fifaninanam-pirenena « D2 National », taranja baolina kitra. Efa fantatra avokoa ireo ekipa roa voalohany isam-bondrona […]
Basikety-BAL: Ekipa vahiny 3 no ho avy eto Madagasikara
Hotontosaina eto Madagasikara, ny 6 hatramin’ny 8 oktobra ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanan’ny Basket ball Africa League “Road to BAL”, ao amin’ny vondrona E misy ny Cospn Madagasikara. Fantatra fa ekipa 3 avy eto amin’ny ranomasimbe indiana no ho avy eto an-toerana hiatrika izany fifaninanana izany. Roa herinandro tsy hanombohan’ny […]
Sombim-baovao
Tontosa omaly 23 septambra 2023 tany Tanambe Alaotra Mangoro, ny fanolorana ireo mari-pankasitrahana sy ireo fitaovana ho an’ireo mpanazatra nanaraka ny fiofanana « pass it back rugby ». Tonga nanome voninahitra izany fotoana izany, ny tale misahana ny fanatanjahantena any an-toerana izay avy eo anivon’ny ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Samy nahazo […]