Nahazo rotsakorana ihany ny faritra Atsimo Andrefan’ i Madagasikara nandritra ny rivodoza Freddy, saingy namely ny nofontany ny hafanana be ka tsy araka ny tombana noeritreretina ny vokatra. Ny fambolena vomanga no nahomby tany an-toerana. Amin’izao fotoana izao, mihamafy ny hafanana ka mety hisy fiantraikany amin’ny seha-piharian’ny mponina indray. Noho […]
Taratra
Fampianarana: talen-tsekoly 2 742 nisitraka smartphone
Talen-tsekoly miisa 2 742 no hisitraka smartphone na finday avo lenta noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny Banky iraisam-pirenena amin’ny alalan’ilay tetikasa fanohanana ny fanabeazana fototra (PAEB). Mitotaly 4 600 ireo talen-tsekoly nahavita fiofanana niaraka tamin’ireo ekipa avy amin’ny foibem-pitondrana misahana ny tantsoroka an-tsekoly sy ny fitsirihana […]
ONG Ilontsera sy ONG Studio Sifaka: hampiofanina ireo mpanao gazety ho voaaro amin’ny asany
Nampahafantarina omaly, teny Andraharo, ny tetikasa “Manda” tanterahin’ny studio Sifaka sy ny tetikasa Mahaloke, tanterahin’ny Ilontsera, samy tohanan’ny Unesco. Samy miompana amin’ny fiarovana ny mpanao gazety mandritra ny asa fitrandrahana vaovao amin’izao vanim-potoanan’ny fifidianana izao ny tetikasa “Manda” sy “Mahaaloke”. Ny tetikasa “Mahaaloke” tanterahin’ny ONG Ilontsera dia hampahalala ny mpanao […]
INDRAY MIJERY
Nafampana ny andro amin’ny ilany andrefan’ny Nosy, omaly, fa hidina tsikelikely ny maripana ambony indrindra any amin’ny ilany atsinanana ary saika hiitatra manerana ny Nosy anio sy rahampitso. Mila malina hatrany ny eny an-dranomasina na tsy misy aza ny filazana fampitandremana mahakasika ny haavon’ny alondrano. Vita, nandritra ny telo andro, […]
Vokatry ny fiakaran’ny ranomasina: 244 ireo traboina ao Saint Augustin
Niakatra ny ranomasina tao amin’ny kaominina Saint Augustin, distrikan’i Toliara II. Araka ny tatitra nataon’ny lehiben’ny distrikan’i Toliara II, voaray teny anivon’ny Birao nasionaly misahana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC), namela takaitra ho an’ny mponina sy ny fihariany izany. Trano 141 simba sy dobo rano, 30 koa ny lakana […]