Nahafahana nanombana ny ezaka natao tao anatin’ny fanantanterahana ny teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana (PSE 2018-2023) ny atrikasa « revue thématique ». Natomboka ny taona 2017 ny PSE, ho fanatsarana ny rafi-pampianarana eto amintsika manomboka eny amin’ny akany fibeazana hatramin’ny fampianarana ambony. Nikarakara ny atrikasa ny fihanaomben’ny mpisehatry ny fanabeazana (PNPSE), […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Kontroller. Tanterahina eny amin’ny Aft Andavamamba, ny 4 oktobra 2023 ho avy izao, ny fampisehoana « Kontroller ». Vondrona mpandihy sangany eo amin’ny dihy ankehitriny no handray anjara amin’ny fampisehoana. Ny Aft miaraka amin’ny “Trotra festival international de danse contemporaine” no mikarakara ny hetsika. “Little Miss & Mister Univers”. Misolo tena an’i […]
« Miss & Mister Malagasy »: hanome fitaovam-pianarana ny sahirana
Eto Madagasikara, hanatanterahana hetsika mitsinjo ny maha olona, ny mpandresin’ny «Miss & Mister Malagasy 2023». Amin’ny anaran’ny fikambanana Miss et Mister Malagasy no hanatanterahana ny hetsika, ary misolo tena ireo Malagasy mila ravinahitra any ivelany ao anatin’izany. Anio no hiainga eto Antananarivo izy ireo ary hihazo ny tapany atsimon’ny Nosy. Antananarivo, […]
Noho ny antony maro: tsy raikitra ny « Angaredona »
Tsy ilay «angaredona » miloko politika akory no resaka! Tsy raikitra ny «Angaredona Mozika Festival» amin’ity taona ity. « Aleo ahemotra amin’ny taona ho avy ny andiany faha-18. Fanamafisana ny fanapahan-kevitra efa noraisinay izy ity, satria maro ny antony manelingelina ny hetsika. Santionan’izany fotsiny ny fotoana izay efa tapaka tamin’ny volana novambra 2022, […]
Mozika malagasy : hitondra fivoarana sy fandrosoana ny “Moozik”
Vokatra voalohany manome lanja ny Malagasy mpanakanto ny “Moozik”. Samy hahazo tombony amin’ity tetikasa ity na ny mpanakanto na ny mpankafy na ny sehatry ny mozika malagasy. Tontosa omaly, teny amin’ny Carlton Anosy, ny lanonana fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny “Plateforme Moozik”. Karazana tambajotran-tserasera ahafahan’ny mpankafy mozika mihaino ireo hira […]