Nirehitra efa nanomboka ny alatsinainy 9 septambra teo ny Tahirin’ala eny Angavokely, distrika Manjakandriana. Nafana ny andro, nitsoaka ny rivotra, ka sarotra ny namonoana azy. Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, niisa 27 ny lohan’afo hita, ary tombanana fa mety niniana natao. Nihetsika daholo ny fokonolona sy ny komitin’ny Ala […]
Taratra
Incubateur d’énergie durable (IED) : tohana ho an’ny angovo maharitra
Tanora mpikaroka sy mpandraharaha miisa 15 no nitady ny fomba hampiroboroboana ny angovo azo havaozina. Hisitraka izany ny tokantrano maro. Anisan’ireo fanamby lehibe eto Madagasikara ny fampiroboroboana ny angovo azo havaozina sy ny fahafahan’ny tokantrano hisitraka izany. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny Gara Soarano, ireo tetikasa 15 voafantina […]
SOMBIM-BAOVAO
Hatao ny 4 hatramin’ny 6 oktobra izao, any Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Beach-volley. Hifarana ny 30 septambra izao kosa ny fe-potoana fandraisana ny anaran’ireo ekipa handray anjara mandritra ity fifaninanana nasionaly ity. Anisan’ny efa nisoratra anarana ny Stef’Auto, tompondaka farany. Hotontosaina anio sy rahampitso ny hetsika […]
Basikety-N1A : hiatrika ny “Road to Bal” ny tompondaka
Hanomboka afaka herinandro ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A “Elites 8”, taranja basikety. Fifaninanana hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Araka ny fantatra, hiatrika ny “Road to Bal 2025”, izay ekipa tompondaka eo amin’ny sokajy lehilahy, mandritra ity dingana farany amin’ny N1A ity. Eo amin’ny fandaharam-potoana kosa, efa fantatra […]
«D2 Nationale» : nisaraka ady sahala ny FCA sy ny FC Avenir
Nitohy omaly ny andro faharoa amin’ny lalao mandroson’ ny “Poule des As” hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “World Cola League Des Champions D2 Nationale”. Teny amin’ny Kianjan’Ambohidratrimo, nisaraka ady sahala 2 no ho 2 ny FCA Ilakaka sy ny FC Avenir Anosy. Lalaon’ny samy nandresy ny an’ny […]




