Ahodina ho entona « biométhane » sy zezika ho an’ny fambolena ireo fako mitoby eny Andralanitra. Nametraka ozinina eny an-toerana ny orinasa Apis Solutions. Hioty ny vokatra voalohany isika ny volana jolay 2025. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Andralanitra, ny tetikasa fanodinana ny fakon’Andralanitra ho lasa entona […]
Taratra
«Festival deux roues» : hamory mpitondra moto miisa 30 000
Hatao ny 3 sy 4 aogositra ho avy izao, eny amin’ ny CCI Ivato, ny hetsika goavana «Festival deux roues», andiany voalohany. Mpiara-miombon’antoka manohana azy ny orinasa Airtel Madagasikara. Tanjona ny hamoriana mpikirakira moto maherin’ny 30 000 amin’ io fotoana io, ahitana mpitondra, klioba, federasiona, fikambanana, sns. Lohahevitra noraisina ny […]
Fitaterana : miara-mientana ireo hery velona rehetra
Nifanatona ireo mpitatitra amin’ny zotra an-dRenivohitra sy ny manodidina, ireo zotra nasionaly sy rezionaly ary ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Fihaonana nahafahana nifampizara ireo vaovao mahakasika ny ezaka fanamafisana ny aro lozan’ny fifamoivoizana samihafa. Nisongadina, tamin’izany, ny fametrahana ny komitim-pirenena misahana ny aro loza amin’ny fifamoivoizana izay […]
Andramasina : miray hina manamboatra tetezana ireo mpitatitra
Fanoitry ny fampandrosoana ny tanàna iray ny fahavitan’ny lalana mivezivezy ao aminy. Izany indrindra no ivondronan’ny mpitatitra ao Andramasina manamboatra ny lalana. Maneho firaisankina manambatra hery amin’ny fanamboaran-dalana ireo mpitatitra any Andramasina. Hifantohan’ izy ireo ankehitriny ny fanamboarana ny tetezana ao amin’ny kaominina Ambatofahavalo, fokontany Faravohitra. Sady manampy betsaka amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Hiakatra hatrany ny maripana saika manerana ny Nosy, ankoatra ny maripana ambany indrindra izay tombanana hilatsaka noho ny fisian’ny zavon-tany amin’ny afovoantany sy ny ilany atsinanan’i Madagasikara, ny maraina. Notanterahina tao amin’ny renivohitry ny faritra Atsimo Atsinanana ny fanombohana ny tetikasa “Drône” ho an’ny faritra telo : Atsimo Atsinanana, Ihorombe […]




