Notokanana ny alakamisy teo, ny foibe CME, misahana ny fiahiana ny reny sy ny zaza etsy Antohomadinika. Toerana nohavaozina handraisana ireo reny tanora sy zaza marefo mila tohana sy fanarenana. Tafiditra ao anatin’ny 16 andro iadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy ny hetsika fanavaozana. Niarahana […]
Taratra
Rafaniriantsoa Aimé Elia: «Andraikitra fa tsy asa ny Coach amin’ ny fampivoarana ny maha olona»
Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fampivoarana ny maha olona ary misy lafiny maro azony idirana eo amin’ny fiainan’ny tsirairay. « Andraikitra fa tsy asa ny Coach amin’ny fampivoarana ny maha olona », hoy Rafaniriantsoa Nomenjanahary Aimé Elia. Nanomboka ny taona 2018 izy no nisahana io andraikitra io. Mizara ny andinindiny izy. […]
Voix rapide sy Auto-route: hiakatra ny fihariana sy ara-toekaren’ i Madagasikara
Anisan’ny mampitaraina olona sy mpitatitra maro ny haratsian-dalana eto amin’ny Nosy. Efa misy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana hamahana izany olana izany, amin’ny alalan’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny lalambe Voix Rapide any Toamasina. Eo am-panamboarana tanteraka ny lalambe migodana Voix Rapide any Toamasina ny fitondram-panjakana malagasy amin’ izao fotoana izao. Tonga nitsidika […]
FANTINA sy FINTINA
Nofanin’ny antoko Avi amin’ny azo atao sy tsy azo atao mandritra ny fifidianana ireo ben’ny Tanàna sy delegen’ny biraom-pifidianana amin’ny kaominina Ivato, Ambatolampy Tsimahafotsy, Talatamaty. Ny delege no miantoka ny maha ara-dalàna sy ny fanamarinana ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filoham-boninahitry ny Avi, Ratsirahonana Norbert, teny Ankadindravola, omaly. Vonona hanampy […]
Betsi-Groupe : hampandany an’i Harilala Ramanantsoa
Nanao fanambarana ny amin’ny fahavononany hampandany ny kandidà Harilala Ramanantsoa ny fikambanana Betsi-Groupe. Ity kandidà ity izay laharana fahafito mirotsaka hofidina eto Antananarivo Renivohitra. Teny amin’ny Live Hotel Andavamamba no nanaovana izany, omaly. “Tanjona ny fampandrosoana eny ifotony ary tomponandraikitra voalohany amin’ izany ny ben’ny Tanàna. Tombony lehibe ihany koa […]