Mitentina hatrany amin’ny 100 000 euros ny tohana omen’ny Vondrona eoropeanina (UE) ho fampiroboroboana ny jono sy ny toekarena manga. Fampiasam-bola avy amin’ny fanohanana ny sehatra, araka ny fifanarahana amin’ny jono, andiany faharoa, hiarahana amin’ny UE. Hiompana amina sehatra dimy ny fandaniana amin’ity taona ity, izay mifanaraka amin’ny politikam-panjakana sy ny […]
Taratra
Mampanahy ny hoavin’i Madagasikara
Mampikaikaika ny maro ny volana janoary toy izao. Vanim-potoana mampiiba ny toekarena sy ny fidiram-bolan’ny isan-tokantrano. Ao ireo manokana tetibola hanaovana fety, misy kosa ireo efa manomana sy nikajy sahady ny fitantanana mandritra ity volana ity. Na izany, sarotra ny fitantanana manoloana ny fisondrotry ny vidin’entana. Ankehitriny, mahatratra hatrany amin’ny […]
Fizahantany: handray anjara amin’ny “FITUR Madrid” isika
Tanterahina ny 22 ka hatramin’ny 26 janoary, eo amin’ny Parc des expositions IFEMA Madrid, ny hairanty iraisam-pirenena momba ny fizahantany (FITUR), andiany faha-45. Hetsika handraisana ireo matihanina amin’ny sehatry ny fizahantany ka anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny Ofisim-paritry ny fizahantany ao Nosy Be (ORTNB). Ho hita mandritra […]
Fitantanam-bolam-panjakana: tafapetraka ny vovonana handrindrana ny famatsiam-bola
Tsy afa-misaraka amin’ny niomerika ny fitantanan-draharaham-panjakana mba hanamorana ny fikirikirana samihafa sy hampangarahara ny fitantanana. Antony nametrahan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (Mef) tetikasa fampandehanan-draharaha ny sehatra famatsiam-bola ivelany. Fitaovana entina hanavaozana ny fitantanana ny famatsiam-bolam-panjakana amin’ny alalan’ny haitao ara-kajy mirindra ny tetikasa. « Tanjona ny hiantohana ny fampiasam-bola mahomby amin’ireo […]
Vaovao tambatra
Mila mitandrina ny rehetra amin’ny fihinanana hazandranomasina amin’izao fiakaran’ny hafanana izao. Misy ny petadrindrina ataon’ny fanjakana, milaza ireo karazana hazandrano tsy azo hohanina, mba hisorohana ny loza aterak’izany (Icam). Satria miakatra izaitsizy ny hafanan’ny ranomasina, miantoka ny 80%-n’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao. Niakatra ny haavon’ny reniranon’Ifasy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6, […]