Nivadika ho fangatahana sy fitarainana ny fihaonana teo amin’ny depiote sy ny governemanta. Nilaza ny maharary azy sy ny vahoakany ny ankamaroany. Nisy koa ny dokadoka isan-karazany. “Momba ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny fotodrafitrasa, ny seha-pamokarana, ny fandriampahalemana, ny vidim-piainana, ny fiahiana ny mponina, ny jiro sy rano ary ny […]
Taratra
TSELATRA
Tapa-tongotra ny mpitondra moto tra-doza teny Andravoahangy, afakomaly alina. Nifandona tamin’ny fiara, nifatratra tamin’ny sisin-dalana ny moto nentin’ilay lehilahy. Voa mafy tamin’ny tongony ankavia izy. Naratra mafy ny mpamily fiara sy ny olona iray hafa tao anatin’ny 4×4 tra-doza tao amin’ny kaominina Vohilava, distrikan’i Mananjary, omaly. Nivadibadika nivoaka ny arabe […]
Nilalao Briquet : Zaza dimy taona maty kilan’ny afo
Hotohoton’ny afo ny trano fonenany ary kila ny zaza manodidina ny 5 taona, tao amin’ny fokontany Ambalika, kaominina ambanivohitra Betsako, Faritra Boeny, afakomaly. Tsy nisy olon-dehibe tao an-trano. Nijanona irery tao an-trano, araka izany, ilay zaza. Nilalao fitaovana fandrehetana afo izy kanjo nitera-doza izany. Nirehitra ny trano ary nalaky nihitatra […]
Tsy nahazaka fakam-panahy : Pretra iray nanodikodim-bola 30 tapitrisa Ar
Nahoraka tamin’ny gazety lehibe tao Frantsa, nanomboka afakomaly, ny mahakasika pretra iray, teratany malagasy. Voalaza ho nanodikondim-bola tao amin’ny paroasy izay notantanany izy. Niasa tao amin’ny fiangonana ambanivohitr’i Paulhaguet, Faritra Auvergne-Rhône-Alpes, any Haute-Loire izy. Nitentina 5000 hatramin’ny 6000 Euros, ny vola izay nangalariny tao amin’ny kitapom-bolan’ny fiangonana. Vola azo amin’ny […]
Nirefodefotra ny basy teny Ivandry : Narahana “drones” ny filohan’ny Fanavaozana
Indroa alina misesy izao, no voalaza fa narahana ”drones” ny fiara nitondra ny Kly Randrianirina Michaël, raha izy hamonjy fodiana. Hitan’ny mpiambina izany halina ka raikitra ny tifi-danitra, teny Ivandry Namoaka fanambarana ofisialy, halina ny talen’ ny seraseran’ny Fiadidiana ny Fanavaozana. Voalaza tamin’izany fa indroa alina misesy izao dia misy […]





