Hihaona indray etsy By-pass, ny alahady ho avy izao, mandritra ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, «Yas Coupe 2026», ny Ajesaia Bongolava sy ny Disciples FC Vakinankaratra. Hanao valin’ady amin’ny klioba an’Antaninkatsaka, amin’io fotoana io, ny ekipa avy any Vakinankaratra. Tsiahivina fa ny Disciples FC izay nahintsan’ny […]
Taratra
Basikety 5×5 : Ratsy fanombohana ny Ankoay
Resin’ny RD Congo, tamin’ny isa 82 no ho 62 ny Ankoay, nandritra ny lalao voalohany nataon’izy ireo, omaly, tany Senegal. Ao anatin’ny dingana fahatelo, fifanintsanana amin’ny “World Cup”, basikety 5×5, izy ity. Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Stadium Marius Ndia Ye Dakar, Senegal, ny ekipam-pirenena Ankoay, ao anatin’ny dingana […]
VAOVAO TAMBATRA
Manohana ny fifampiresahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina ny federasionin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara (FCCIM). Mampivondrona ireo mpisehatra ara-toekarena manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny CCI izy. Miantoka ihany koa ny fampandrosoana ireo seha-pihariana samihafa ho an’ny fampandrosoana ny toekarena. Tohanany ny fifampiresahan’ny fanjakana sy ny sehatra […]
Imperial Brands : Tsara ny vokatra amin’ireo tetikasa
« Manana andraikitra tokony horaisina ny tsirairay amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena, amin’ny alalan’ny fandraisana andraikitra sy hetsika mampandroso ny manodidina », hoy ny tomponandraikitry ny fifandraisana sy ny RSE ao amin’ny vondrona Imperial Brands Madagascar, Rabearisoa Malalatiana. Mampivoatra sy mampandroso ny manodidina sy ireo mpiasa ny tetikasa. Zava-dehibe ihany koa ny fifampizarana […]
Fambolena sy fiompiana : Eo am-panomanana ny Fanisana RGA-3
Natomboka omaly, tetsy amin’ny Hotel Carlton Anosy, ny asa fanomanana ny Fanisana ankapobeny, andiany fahatelo (RGA-3) momba ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Nisy, araka izany, ny fivoriana niarahan’ireo minisitera voakasika, ny eo anivon’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo ( MiASA), […]





