Natao tany Nosy Be ny fankasitrahana ireo tobim-pahasalamana mendrika amin’ny sehatry ny fahadiovana sy fidiovana. Nandalo dingana maro izy ireo nahazoana izany fahamendrehana izany. Nisongadina ireo tobim-pahasalamana 25 (9 ao amin’ny Faritra Sava ary 16 ao amin’ny faritra Diana) manaraka ny fepetra ara-pahadiovana. Nizarana mari-pamantarana izy ireo ny faran’ny herinandro teo satria voasokajy […]
Taratra
Atletisma – «Afrique 2024»: miankina amin’ny minisitera ny isan’ny atleta ho any Cameroun
Tontosa omaly, tetsy amin’ ny kianja Alarobia ny fifaninanana nitiliana ireo atleta malagasy, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “sénior”, lahy sy vavy, eo amin’ny taranja atletisma. Nitsapana azy ireo ny 100 m sy ny 400 m, lahy sy vavy, ary ny vikin-dava sokajy vehivavy. Tsy nisy ny […]
Basikety- All Step : nifandona ny Lycée Andohalo sy ny Sainte Chantale
Niditra tamin’ny andro faha-4, ny faran’ny herinandro teo, basikety natokana ho an’ ny Lycée, “All Step”. Fifaninanana karakarain’ny ligin’ Analamanga, taranja basikety, hiaraha-miasa amin’ ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Lalao miisa 6 no notontosaina ny sabotsy 13 avrily teo ary anisan’ny tena niady ny fihaonana teo amin’ny Lycée Andohalo sy ny Lycée […]
DAKA AN-JORONY: Ataovy «serieux» raha tena hilalao
Vaovao nampangorintsina ny mpitia fanatanjahantena, indrindra fa ny mpiondana ny baolina kitra, ny nandre ny herinandro lasa iny fa tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny kaonfederasiona Afrikaninan’ny baolina kitra (Caf) ny kianja Barea Mahamasina. Maro ny fanontaniana nivezivezy tamin’izany saingy mijanona ho antso an’efitra sy tsy misy valiny mazava izany. Ataovy […]
Judo-Tompondakan’i Afrika : Mbola baraingo ny fandraisan’ i Madagasikara anjara
Higadona afaka valo andro ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja judo. Manana fikasana ny handefa atleta enina mianadahy ny federasiona malagasin’ ny judo amin’ity fifaninanana ity. Fifaninanana hatao any Egypte, manomboka ny 23 avrily ho avy izao izy ity. Hatreto, tsy mbola nandefa ny taratasy milaza ny fandraisany anjara […]




