Taratra

Madagascar Mozarteum: atao anio ny « Les Soirées Classiques »

Tanterahina anio, eny amin’ny Institut français de Ma­dagascar (IFM) Analakely, ny fampisehoana « Les Soirées Classiques », andiany voalohany. Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozar­teum. Hira milamindamina, la­rona zavamaneno sy feo miavaka no handravaka ny fampisehoana, araka ny nahafantarana ny Madagascar Mo­zarteum hatramin’izay, nandritra ireo hetsika nataony. An­koatra ireo matihanina mandray anjara. Hitondra ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Lany ho filohan’ny ligin’Analamanga, taranja karaté, Rakotomalala Pierrot. Fifidianana notontosaina omaly, ka seksiona 6 tamin’ny 8 no tonga nifidy. Tsy afaka nandray anjara ireo seksiona roa, Avaradrano sy Marovatana. Lany 100% ny filoha vaovao izay kandidà tokana. Mpanazatra 15 mianadahy, telo vehivavy, no nahavita ny fiofanana “Young Coach”, taranja basikety, […]

Trail d’Ibity : voalohany i Rivosoa sy i Cornie Ludivine

Tontosa ny alahady 7 avrily lasa teo, tany Vaki­nankaratra, ny andiany fahavalo amin’ny “Trail d’Ibity”. Fihaonana nokarakarain’ny Antenna Technologies Antsi­rabe. Nahatratra 3 000 ireo nandray anjara, nifaninana tamin’ny halavirana 2 km ho an’ireo ankizy, an’olon-dehibe, ny 12 km ho an’ireo salama vatana sy matanjaka ary ny 30 km izay zava-baovao […]