Maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena faharoa ny tovovavy iray mpianatr’i Barikadimy Toamasina, ny zoma alina teo. Nandray taksiborosy niainga avy ao Toamasina hihazo an’Antananarivo izy, kanjo izao tra-doza izao. Teo amin’ny 1 km tsy hidirana ny sampanana Andasibe no nitranga ny loza, ny sabotsy maraina tamin’ny […]
Taratra
Nandritra ny fetin’ny Paka : olona roa maty, 75 naiditra hopitaly
Fety tsy ieren-doza. Olona roa maty raha 75 kosa ireo naiditra hopitaly. Adiady sy loza nateraky ny moto ny betsaka amin’ireo… Raha ny tatitra vonjimaika, araka ny antontan’ isa nomen’ny teo anivon’ny sampana vonjy taitra sy ny sampana fameloman’aina eo anivon’ny hopitaly HJRA, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paka, olona […]
Fifidianana depiote : hanambara ireo ho kandidàny ny Irmar
Ho fantatra tsy ho ela ny anaran’ireo ho kandidàn’ny Irmar amin’ny fifidianana solombavambahoaka. Efa namaramparana ny fifantenana ny vovonana. Tsy ho ela intsony. Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa tsy ho dila amin’ity herinandro ity ny hampahafantaran’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar) ireo kandidà ho solombavambahoaka atolotr’izy ireo. Tokony […]
Takaitra navelan’ny rivodoza Gamane : Tafakatra 88 163 ireo olona traboina
Manohy ny fanangonana ireo antontanisa any amin’ny faritra ny BNGRC, fantatra fa nahatratra 88 163 ireo olona traboina vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza Gamane tany amin’ny tapany avaratry ny Nosy. Nitombo avo roa heny, tao anatin’ny 2 andro, ny isan’ireo traboina any avaratry ny Nosy. Mitontaly 88 163 izy ireo, raha […]
Judo-Mada 2024: tsy mety lefy laza ny klioban’ny ASM sy ny ESCA
Nifarana omaly, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja judo, sokajy minimes, cadets, juniors ary seniors. Niakatra ny lentan’ny fifaninanana ary hita ho miakatra ihany koa ny haavo teknikan’ireo klioba vao misandratra. Na izany aza, tsy mbola mety lefy laza ny klioban’ny Saint Michel Amparibe sy ny […]




