Amin’ny ankapobeny, mizara roa mazava ny fizaham-pahafatesana. Voalohany, ny fanambaram-pahafatesana ataon’ny mpitsabon’ny hopitalim-panjakana. Faharoa, ny mpitsabo misahana ny fitarihana ny Bmh, anivon’ny kominina no manambara ny anton’ny fahafatesana. Nisy fanadihadiana natao teo anivon’ ity sampandraharaha anivon’ny kaominin’ i Toamasina ity (Bmh), tamin’ny alalan’ny dokotera Bezandry Désiré. Nambarany fa nandritra ny […]
Taratra
Mila arindra ny asa eny ifotony, hoy ny praiministra : efa miasa ny ivontoerana nasionaly mandrindra ny asa anatin’ny hamehana
Ho hentitra kokoa ny fandrindrana ny asa ao anatin’ny hamehana satria efa mihodina ny ivontoerana manokana izay nampiasaina nandritra ny fandalovan’i Cheneso. Efa miasa ny ivontoerana nasionaly mandrindra ny asa anatin’ny hamehana sahanin’ny birao nasionaly mitantana ny loza sy ny tandindon-doza (BNG RC). Ivontoerana voalohany eto Madagasikara ity ahafahana mahazo […]
BAD sy Kanada : manohana PME ho an’ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Miara-miombon’antoka ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD) sy ny governemanta kanadianina hanokana tahiry ho fampiroboboana ny orinasa madinika hivelatra amin’ny sehatra fambolena sy fahaleovantena ara-tsakafo Nandritra ny fivoriambe momba ny sakafo tany Dakar, tsapa fa vonona ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME) hameno ny banga hamelona ny tontolon’ny tontolo […]
Marovoay : tsy nisy fikarakarana nandritra ny taona maro
Nandalo tany amin’ny distrikan’i Marovoay sy ny kaominina Ankaboka ny delagasiona notarihin’ny Filoha Rajoelina omaly namangy ireo traboina any an-toerana. Nanolotra fanomezana ho an’ ny traboina, vary sy kojakoja samihafa . Hatramin’ny ben’ny Tanàna ao Ankaboka nahazo moto sy ordinatera, ny mpamboly nomena masomboly. Tsy mahagaga raha nolazaina fanombohan’ny fampielezan-kevitra ny […]
Krizy ara-tsakafo: manodidina ny 700.000 t ny vary nafarana
Ambony indrindra ny fanafarana vary avy any ivelany tamin’iny taona 2022 iny. Tsy ampy vokatra eto an-toerana sady ratsy, saingy antenaina hivoatra kosa izany amin’ity taona 2023 ity. Tsy maintsy manafatra vary avy any ivelany i Madagasikara satria tsy ampy ny vokatra eto an-toerana. Tafakatra 681.000 taonina izany tamin’ny 11 […]