Taorian’ny fahavitan’ny fifidianana izay ho filoha hitantana ny Malagasy Rugby, nankato ny latsa-bato ary niarahaba an-dRakotomala Marcel, tamin’ny nahalany azy indray ny filohan’ny Rugby Afrique ary nanasa azy ho atsy Afrika Atsimo, hanatrika ny fivoriambe. Nandefa taratasy fiarahabana ho an-dRakotomalala Marcel, tamin’ny fahalaniany indray hitondra ny Malagasy Rugby, ho an’ny […]
Taratra
EMMO/Nat : miantso fifanomezana tanana
Nifampitaona teny amin’ny foibe fibaikoana ny zandarimariam-pirenena Toby Ratsimandrava ny Emmo/Nat ivondronan’ny zandarimariam-pirenena, ny Tafika Malagasy ary ny polisim-pirenena omaly. Nisy ny tomban’ezaka momba ny fandriampahalemana sy ny filaminana. Nitarika izany ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena (COMGN), ny Jly Rakotondrazaka Andry ka nanamafisany fa hanao hetsika iraisana ireo mpitandro filaminana mba hahafahan’ny […]
Jly Rakotonirina Richard : “Mijoro miaro ny safidim-bahoaka hatrany ny Foloalindahy”
“Mijoro miaro ny safidim-bahoaka sy ny lalàmpanorenana ny Foloalindahy. Izy ireo no miantoka ny fandriampahalemana eto amin’ ny tany sy ny firenena. Noho izany, tsy atao ambanin-javatra ny asa sy andraikitra iantsorohana amin’izao ankatoky ny fety izao mba hamerenana ny fitokisan’ny vahoaka ny Foloalindahy”, hoy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) […]
Prix du jeune écrivain : misokatra ny fisoratana anarana
Miditra amin’ny andiany faha-39 ny “Prix du Jeune écrivain”. Efa misokatra ny fisoratana anarana ary hifarana ny 2 febroary 2023. Fifaninanana anolorana amboara ny tanora mpamorona asa soratra, amin’ny teny frantsay. Tanora 16 hatramin’ny 26 taona no afaka mandray anjara. Ny mpandresy tamin’ny andiany teo aloha kosa anefa afaka mandray […]
Fiahiana sosialy: manana tolotra ara-pahasalamana maro ny Afafi
Nampahafantatra ny tolotra ara-pahasalamana eo aminy, ny eo anivon’ny Antoka ho an’ny fahasalaman’ny fianakaviana (Afafi), omaly, tetsy Anosy. Manakaiky vahoaka izy ireo amin’izany. “Tsy mitady tombony izahay fa manamora ny fahazoan’ny fianakaviana marefo ny fitsaboana lavorary. Miezaka mampihena ny sakana eo amin’ny vola, saina sy sosialy amin’ny fitsaboana”, hoy ny […]