Zava-dehibe eo anivon’ny skotisma maneran-tany ny andron’ny 22 febroary. Fotoana ankalazana ny fahatsiarovana ny nahaterahan’ny mpamorona ny skoto, i Baden Powell. Anisan’ ny mankalaza izany ihany koa i Madagasikara. Natokan’izy ireo ho Andron’ny mpamorona moa izany fankalazana izany. 100 taona ny nahatongavan’ny skotisma teto Madagasikara. Misy ny skoto katolika, ahitana ny Antilin’i Madagasikara ho […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, ny fanomezana alalana ny minisiteran’ny Fitsarana hampiasa tetibola ahazoana mandray mpianatra ho mpirakidraharaha 250 sy mpianatra ho mpitsara 150 ao amin’ny Sekolim-pirenena manofana ho mpitsara sy ho mpirakidraharaha (ENMG), taona 2024. Noraisina, nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo, ny didim-panjakana manendry an-dRamanana […]
Fikambanana ASD: “Tsy ilaina eto ny politika midongy”
“Tsy ilaina eto amin’ny firenena ny politika midongy, tsy mampandroso fa vao mainka miteraka fihemorana”, hoy ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, ny sekretera jeneralin’ny fikambanana Action sociale pour développer (ASD), Andriamanana Nivoarivony, manoloana fiakaran’ny taham-pahavitrihan’ny olom-pirenena misoratra anarana amin’izao fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy izao. Izay ny olona vao tonga saina […]
Mihantsy fanjakana
Loza amin’atambo ! Tafakatra 144 ny tahan’ny fanolanana nitranga eto Madagasikara tao anatin’ny roa volana. Mifanandrify indrindra amin’ny fanambaran’ny filohan’ny Repoblika amin’ny hanasaziana mafy dia mafy ny mpanolana : ny famosirana. Maharikoriko ny mahita ny firongatry ny tranga miseholany eny amin’ny tambajotran-tserasera. Isan’andro vaky, misy zazavavy kely na tovovavy tsy ampy […]
Firaisamonina sivily : “Mila fifampidinihana ny teti-pampandrosoana”
Nanao fanambarana iraisana ireo fikambanana 50 mahery eo anivon’ny firaisamonina sivily, omaly. ”Mila fifampidinihana ny teti-pampandrosoana”, hoy izy ireo. “Mila fifampidinihana matotra eo amin’ny fitondrana sy ny vahoaka isan’ambaratonga ny famaritana ny teti-pampandrosoana sy ny fitantanana izany”, hoy ny lohatenin’ny fanambaran’ny fikambanana 50 mahery eo anivon’ny firaisamonina sivily, omaly. Kendrena ny ahatanterahan’ny fanjakana tsara tantana, […]




