Araka ny tetiandro ao amin’ny alimanaka taona 2025, mahatratra 12 andro no tsy iasana eto amintsika mandritra ny taona. Ny sabotsy 8 marsa no voalohany, hanamarihina ny Andro momba ny zon’ny vehivavy. Efa andro tsy iasana ny sabotsy ho an’ny ankamaroan’ny mpiasa ankoatra ireo sehatrasa sasany amin’ny sehatra tsy miankina. […]
Taratra
Oniversiten’i Fianarantsoa: Nametrahana ny tetikasa Madatlas
Anisan’ny misitraka ny tetikasa Madatlas ny Oniversiten’Andrainjato. Angady nananana izany ny Fandaharanasa “Partenariats académiques Afrique-France”. Oniversite iray hanatanterahana ny tetikasa Madatlas ny ao Fianarantsoa. Tetikasam-panofanana iarahan’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy ny Université de Gustave Eiffel, ny Université de Bordeaux Montaigne ary ny Institut de recherche pour le développement (IRD). Nanomboka ny […]
Zavakanto : Mila beazina ny mpanjifa
Nanjary sarotra ny mamaritra ny hoe «zavakanto»? Anisan’ny antony mahatonga izany ny gaboraraka ao anatin’ny zavakanto. Na ireo ray aman-dreny heverina fa aro riaka voalohany aza, tsy mahavita mananatra ny zanany intsony. Tahaka izany koa ny any an-tsekoly sy eny anivon’ny fiarahamonina. Mila beazina ny mpanjifa ny zavakanto. Ampahafantarina azy […]
fanovana toe-tsaina : Taonan’ny asa sy fandrosoana ny 2025
Mandroso ny taona. Tokony handroso manaraka izay ihany koa ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. Ny tsy vita, mila vitaina. Ny vita, hatsaraina… Mbola maro ny asa miandry ! Sehatra anisan’ny midadasika be ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. I Madagasikara rahateo itoeran’ny «tsimanampaharoa» raha momba ireo. Maro be […]
Faran’ny taona sy taom-baovao: Fotoana namangiana ray aman-dreny sy niarahan’ny mpianakavy nifety
Zava-dehibe ho an’ ny ankamaroan’ny Malagasy ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao. Fotoana nanomezana sehatra nahafahan’ny mpianakavy niara-nifety sy namangiana ireo ray aman-dreny mbola velona ihany koa io fotoana io. Miezaka mankalaza ny fetin’ny faran’ny taona sy taom-baovao miaraka tamin’ny fiankaviany ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy. Nampifaly ny […]