Fahombiazana tanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kung-fu Wisa, notontosaina teny amin’ny Temple de Mizael Ambatomirahavavy, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Mpikatroka 105 avy amin’ireo ligim-paritra sivy no tonga nandray anjara tamin’izany, ka ankoatra ny amboara sy valopy natolotry ny filohan’ny federasiona, Grand Maitre Avoko sy ny birao, dia mahazo […]
Taratra
Kitra vehivavy : ny 1 febroary ny «Poule des As»
Hotanterahina eto Antananarivo, ny 1 sy ny 3 ary ny 5 febroary 2023 ny dingana farany “Poule des As”, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Hifandimby mihaona ireo ekipa efatra tafita amin’izany ka ho voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2022, izay manana isa be indrindra. Raha […]
Lalaon’ny Nosy 2023 – Badminton: «Sarotra ny medaly volamena», hoy ny filohan’ny Federasiona
Mandra-pisian’ny fampivondronana ataon’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena, samy manomana araka izay fahaizany, ny Federasiona isanisany. Ho an’ny badminton, miezaka manao fifaninanana matetika izy ireo, hoy ny filohan’ny Federasiona. Gazety Taratra (*) : Aiza ho aiza ny badminton, 8 volana mialoha ny lalaon’ny Nosy ? Ravalion Jean Aimé (-) : Marina fa efa akaiky dia akaiky […]
Concert de Midi : seho tsotra nefa kanto
Tontosa ny talata 20 desambra 2022 teo, teny amin’ ny Institut Français de Madagascar na IFM , ny «134ème Concert Classique de Midi». Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum, nandraisan’ny Ensemble Vocal Hiraitra anjara, notronin’ny International Carol Suites. Matihanina tanteraka ny fikarakarana ary nanome seho mendrika sahaza izany ny mpandray anjara. Voatazona foana ny […]
Hetsika “One revolution” : Seho an-tsehatra ho an’ny zanaky ny lalana
Hanatanteraka hetsika lehibe, natao ho fanampiana ireo zanaky ny lalana ireo mpikambana ao amin’ny One revolution. Lohahevitra hitondrana izao fifanomezan-tanana izao ny “One revolution tia zaza andiany fahefatra”. Natao hampifalifaliana ireo zanaky ny lalana izany, amin’ ny alalan’ny seho an-tsehatra hatao ny 24 desambra ho avy izao, manomboka amin’ny 10 […]