Velon-taraina ireo ben’ny tanàna voakasiky ny tetikasa Ambatovy mitaky ny haba avy amin’ny fitrandrahana kobalt sy nikela izay fantatra fa arotsaky ny Ambatovy amin’ny fanjakana foibe isaky ny telo volana. Misy 21 ireo kaominina mifandray amin’ity tetikasa ity tsy naharay ny anjara volan’izy ireo efa roa taona izao. 30 miliara […]
Taratra
Covbid-19 : 63 ny tranga vaovao, iray maty
Nidina ny trangana Covid-19 tao anatin’ny roa herinandro satria 63 ny olona voatily fa nifindran’ny tsimokaretina, ny 10 ka hatramin’ny 16 desambra lasa teo, araka ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. 851 ny fitiliana vita nahazoana io antontanisa io. 200 ny marary hatramin’ny 16 desambra lasa teo, iray ny tranga […]
Noelin’ny firaisankina : hizaran’ny Orange Solidarité sakafo sy kilalao ny fianakaviana 2300
Hetsika fanaon’ny Orange Solidarité Madagascar ny mamalifaly sy mizara fanomezana sy sakafo ho an’ny ankizy sy ny fianakaviana sahirana, rehefa fetin’ny Noely isan-taona. Teny amin’ny kianjan’ Alarobia no nanaovana ny hetsika ny faran’ny herinandro teo izay mbola hitohy amin’ny toerana maro manerana ny Nosy amin’ity herinandro ity. Mahatratra 2 300 ny […]
Fisaraham-panambadiana : lany andro ny lalàna mifehy azy
Natsinkafon’i Nambinintsoa Joséphine Prisca, “M.2” sampam-piofanana lalàna anivon’ny oniversiten’ Ankatso nandritra ny fanohanana ny voka-pikarohany, natao tao Ankatso, ny herinandro lasa teo, fa efa lany andro ny lalàna mifehy ny fanambadiana sy ny fisaraham-panambadiana ka lasa mitondra voka-dratsiny amin’ny reny sy ny taranaka izany. Raha mitranga amin’ny ankohonana iray ireo, […]
Tsy afaka mihetsika ny rantsam-batana: nomen’ny filoha seza misy kodiarana i Sedera
Vokatry ny fahavoazana eo amin’ny tsokan-damosina, tsy afaka mihetsika ny ratsam- batana ambanin’i Sedera. Nivonto koa ny tongony satria nivaingana ny ra ka nanentsina ny “veine” teo amin’ny foto-peny. Ny talata lasa teo no tonga teo amin’ny CHURJA indray i Sedera, ilay ankizilahy voan’ny balan’ny jiolahy tany Toamasina, ny fiandohan’ny […]