Tany amin’ny 15 taona lasa no nivoaka ilay tamba-kira malaza nataon’i Bodo sy i Poopy. Nanomboka teo, lasa fampisehoana anisan’ny be mpiandry indrindra ny fiarahan’izy ireo. Ho avy ny manaraka. Ity angamba ny fampiaraham-peo be mpankafy indrindra… Ary mbola miandry hatrany ireo mpankafy, ka manome fotoana azy ireo indray i […]
Taratra
Voninkazo orchidée : mampitombo ny toekarena sy mitondra fahasalamana
Voninkazo miavaka sy mitondra soa maro ho an’ny zanak’olombelona ny orchidée. Efa maro ny mpikaroka miezaka mitady sy manodina ny vokatra ho lasa akora hafa azo ampiasaina hitondra soa ho an’ny olona. Mahatratra 25 000 hatramin’ny 30 000 ny voninkazo orchidée miparitaka manerana an’izao tontolo izao. Ahitana betsaka azy indrindra ny any […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika ireo kaominina 15 mandrafitra ny distrikan’i Fandriana, faritra Amoron’i Mania, ny loholona Rasolondratsimba Raymond na Raymond Nala, ny farany herinandro teo. Novaliny ny hetaheta any ifotony: simenitra 1 500 lasaka, fanitso 1 700, loko 1,5 taonina, dabilio 530, jiro 25 000, vola 13 tapitrisa Ar, masininina fihavam-bary folo… Ireo no santionan’izay nekena fa hatolotra. […]
Depiote Raholdina Naivo : “Olona manana ny maha izy azy ny ho depiote”
“Mba olona tokony ho efa manana ny maha izy azy ny hoe solombavambahoaka”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, faritany Antananarivo, ny depiote Raholdina Naivo, voafidy tamin’ny anaran’ny IRD, manoloana ny resaka ny amin’ny anto-bola 20 tapitrisa Ar amin’ny firotsahan-kofidina ho depiote. Misy fandaniana amin’ny fanatanterahana fifidianana. Tsy olona hangalatra […]
Haitao… hay atao
Mihazakazaka be amin’izao ny fivoarana sy fampiasana ny haitao vaovao, avo lenta, mivelatra… Tsy azo ihodivirana fa azo ampiasana azy avokoa ny sehatra rehetra: manamora ny fiainana, manafaingana izay atao, mampandroso… Mampifanakaiky izay mifanalavitra, ohatra, ny haitao. Misy na tsy ilaozan’izay lafiratsiny toy ny zavatra rehetra izay fihazakazahana amin’ny […]




