Maherin’ny 115 900 ireo mpamokatra manerana ny faritra 20 nisitraka tohana avy amin’ny « Projet d’urgence de renforcement de la production alimentaire à Madagascar » (Purpa) sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy hatramin’ny nisiany teto Madagasikara, ny taona 2022. Nanamafy ny rafi-pambolena tamin’ny alalan’ny fanatsarana ny famokarana masomboly sy ho fampiroboroboana ny famokarana sakafo eto […]
Taratra
Tao anatin’ny 12 volana : Tsy nitsaha-niakatra ny vidim-bary
Tsy mitsahatra mitombo sady tsy marin-toerana ny vidim-bary nandritra ny herintaona. Nahitana elanelana hatramin’ny 1000Ar isaky ny kilao ny vidiny eo amin’ny tsena anatiny. Mitombo hatrany ny vidim-bary eny an-tsena amin’izao fotoana, raha nanomboka tany amin’ny 2 400Ar ny kilao ny volana janoary. Ankehitriny, tafakatra hatrany amin’ny 4 000Ar ny […]
TSELATRA
Na eo aza ny fisian’ireo mpitandro filaminana eo Ambohijatovo, manao ny ataony hatrany ny mpanendaka. Efa-mianaka avy nijery jiro mirehidrehitra teny amin’ny zaridainan’Ambohijatovo no niharan’ny fanendahan-jiolahy, ny faran’ny herinandro teo. Lasan’ireo mpanendaka ny vola sy ny finday avo lenta avy nakan’ izy efa-mianaka sary. Voasambotry ny zandary tao amin’ny fokontany […]
Andoharanofotsy : Tra-tehaka ilay nisandoka ho inspektera
Nosamborin’ny zandary nanao fisafoana ny lehilahy nisandoka ho inspektera, teny Andoharanofotsy, ny 28 desambra teo. Nitaky vola amin’ ireo taxi-be mpitatitra eny an-toerana io mpisoloky io. Nandalo nanao ny asany, tsikaritry ny mpitandro filaminana ny fihetsika mampiahiahy ataon’io lehilahy io. Voatery nanamarina ny tena anton’asan’ilay voalaza fa mampiahiahy, araka izany, […]
Mandrosoa Ivato : Sinoa nahatrarana cocaïne tao anaty hotely
Tratra niaraka tamin’ny zava-mahadomelina mahery vaika (Cocaïne) tao amina trano fandraisam-bahiny iray eny Mandrosoa Ivato, omaly, ny teratany sinoa iray 49 taona. Nahazo fampitam-baovao mialoha ireo zandary miasa sy manao asa fisafoana eny Mandrosoa Ivato, momba ny fisian’ity sinoa mpanao trafikana cocaïne ity. Mipetraka ao amina hotely iray izy io, […]