Taratra

Faritra Vatovavy: nanamafy traikefa ny mpanao gazety

Nisitraka fiofanana ireo mpanao gazety miisa 25, any amin’ny faritra Vatovavy. Tafiditra amin’ny fanamafisana ny traikefa efa ananany izany. Mivoatra hatrany rahateo ny asa fanaovan-gazety manoloana ny fanatontoloana, ny fivoaran’ny teknolojia, ny fivoaran’ny toe-draharaha eo amin’ny toekarena sy sosialy ary ny fiarahamonim-pirenena. Itakiana ny fampanarahana ny asa fanaovan-gazety amin’ny fenitra […]

Zandary maty: voatifitra sy voakapa famaky ny lohany

Zandary iray maty voakapa famaky, ny asabotsy teo, tao Andapitaly atsimo andrefan’i Belo Tsiribihina. Tokony ho tamin’ny 02 ora maraina teo, saika hiditra an-keriny tao amin’ny trano fonenan’ireo zandary roa lahy ireo andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana. Nandritra izany, niditra an-tsehatra saika hanohitra ireo olon-dratsy ny iray tamin’ireo zandary. Ireo dahalo kosa […]

CENHOSOA: fandidiana maimaim-poana molotra sima sy vaky lanilany

Nanomboka afakomaly ny fandidiana maimaim-poana ny fahasamponana eo amin’ny vava (molotra sima sy vaky lanilany) sy ny fahasamponana amin’ny tongotra sy tanana eny amin’ny Hopitaly miaramila Soavinandriana (Cenhosoa). Eo koa ny takaitra vokatry ny fahamaizana. Fiaraha-miasan’ny Cenhosoa sy ny fikambanana iray avy any Hong Kong izao, raha ny fampitam-baovao voaray. […]

Fiaraha-miasa: feno 68 taona ny tolom-panafahana nataon’i Algérie

Nankalaza ny tolom-panafahana ka nahazoan’izy ireo ny Fahaleovantena ny firenena alzerianina, omaly, teny Ankorondrano. Manohana an’i Madagasikara hatrany izy ireo… Feno 68 taona omaly ny tolom-panafahana nataon’i Algérie ka nahazoany ny Fahaleovantena. Maro ny zavatra niainana sy nosedrain’izy ireo nahazoana izany fahafahana izany ka naharitra teo amin’ny fito taona ny tolona. […]