Mila tolo-tanana koa i Lalie. Marary ka nampidirina ao amin’ny hopitaly Befelatanana i Lalie. Nanao antso hanampiana azy izy. Tazana amin’ny horonantsary nataony fa mibontsina ny kibony, ka mila fizahana isan-karazany vao afaka miroso amin’ny fandidiana. Tsy niandry ela fa avy dia nanao ny fanentanana ireo mpanakanto namany. « Moramora […]
Taratra
Kolosaina ankehitriny: tsy mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy intsony
Izany ka zavakanto ! Ho an’ny hafa indray : «tsy hitako mihitsy izay maha kanto an’io»… Nanjary tsy mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara intsony ny Malagasy. Tranga hafahafabe raha ho an’ireo efa zoky raiamandreny. Mety hiteraka resaka maharitra kosa raha ho an’ny tanora. Mazava kokoa ny atao hoe […]
“Foromporona Saint Valentin” : hiverina an-tsehatra i Francis Turbo
“Ilay mbola tsy hita izay naharatsy azy”, hoy izy… Tsy niala tamin’ny tontolon’ny fampisehoana koa, saingy tsy natetika fotsiny noho ny andraikitra izay sahaniny ity mpanao hatsikana ity. Nahafantarana azy isan-taona anefa, ny andiam-pampisehoana manodidina ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia, ny “Saint Valentin”. Fantatra kosa fa hiverina izany amin’ity, fa […]
Tana Gospel Choir : maro ny hetsika hanamarihina ny faha-20 taona
Tarika anisan’ny manana ny maha izy azy, ary tsy lefin’ny taona ny Tana Gospel Choir. Tsy miova sy tsy miala amin’ny nijoroany sy naha izy azy ny tarika hatramin’izao. Tontosaina amin’ity taona 2024 ity ny hetsika maro entina hankalazana ny faha-20 taonan’ny Tana Gospel Choir na “TGC”. Amin’ny ankapobeny, eto […]
Fitateram-bahoaka: asa fanasoavam-bahoaka fa tsy mahavelona intsony
Anisan’ny be mpisehatra indrindra eto Madagasikara ny asa fitateram-bahoaka, raha ny zava-misy. Ankoatra ny olon-tsotra, efa nisy ihany koa ny mpanao politika nikasa hanao izany teto amin’ny Nosy. Maro amin’ ireo mpitatitra no matiantoka amin’ ny fanaovana ny asa, raha ny fanadihadiana natao. Anisan’ny mampimenomenona ny mpanjifa ny hanatsarana ny […]




