Tsy mitsahatra mivoatra ny fitsaboana sy ny fitarafana ary hanampy ny mpitsabo sy ny marary ny fahatongavan’ny fitaovam-pitarafana IRM ao amin’ny IMM Anosy. Fitaovam-pitarafana avo lenta mampiasa andriamby lehibe ny IRM (imagerie par résonance magnétique) ary ny rano ao amin’ny vatana no ampiasainy ka avokany ho lasa sary. 40 taona […]
Taratra
Beach soccer: hiova mpanazatra ny Barea
Taorian’izay 13 taona nitondran-dRamarolahy Solofo, mpanazatra ny Barea Soccer teo aloha, fantatra izao, araka tsiliam-baovao voaray, fa hosoloina ny tenany. Tsiahivina fa ny Barea izay avy nanao ny fifaninanana niadina ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2022), natao tatsy Mozambika. Raha tsiahivina ny vokatra tamin’izany, ratsy satria resy hatrany tao anaty […]
Basikety – «BAL Elites 16»: resin’ny City Oilers Oganda ny Cospn
Ratsy fiditra ny ekipan’ny Cospn Madagasikara, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny “Bal Eites 16”, taranja basikety. Niondrika teo anatrehan’ny ekipan’i City Oilers avy any Oganda, mantsy ry zareo polisy. Niditra an-tsehatra, omaly, ao anatin’ny dingana faharoa ny fifanintsanana ny BAL elites 16, taranja basikety, ny ekipan’ny Cospn Madagasikara. Ratsy […]
Havatsa-Upem: hotsaroana i AéRa
Tafiditra ao anatin’ny faha-70 taonan’ny Havatsa-Upem. Hotanterahina ny 24 novambra izao ny « Tsiahy an’i … AéRa », takariva fahatsiarovana an’i André Rakotondranaivo na i AéRa. Hetsika hotanterahina any Frantsa, fa hampitaina mivantana sy afaka arahin’ny rehetra amin’ny alalan’ny « zoom », manomboka amin’ny 8 ora sy 30mn, oran’i Madagasikara (6 ora sy 30mn, […]
CGM Analakely: haseho sehatra ny « Rohin-kalo »
Hitondra ny “Rohin-kalo” an-tsehatra ry Hanitra Olive, Nirihaja, Soambinintsoa. Hotanterahina etsy amin’ny CGM Analakely, ny asabotsy 26 novambra izao izany, manomboka amin’ny telo ora tolakandro . Ankoatra ny seho an-tsehatra dia hisy koa ny boky hanamarihan’izy ireo izany seho izany, izay ahitana tononkalo, riankalo, sombintantara, sombintsoratra …. Araka izany, saika […]