Kendrena ho vita faran’izay haingana ny fametrahana ny toby famokarana angovo (centrale thérmique) ahafahana mahazo herinaratra 105MW eto Antananarivo. Efa an-dalana ny fanatanterahana ny tetikasa mba hanampiana ny herinaratry ny orinasa Jirama, izay mamatsy ny Renivohitra sy ny manodidina. Hametrahana orinasa mpamokatra zezika ny faritra Alaotra Mangoro, Boeny, Sofia, Analamanga. […]
Taratra
Fampandrosoana : manan-danja ny harena an-kibon’ny tany
Manamafy ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ao anatin’ny fandaharanasa ho an’ny fampindramam-bola nitarina (Fec), andiany fahefatra, fa hanatsara ny fampidiran-ketra avy amin’ny harena an-kibon’ny tany ny fanavaozana ny lalàna mifehy azy. Ahafahana manao tetikasa maro, hananganana fotodrafitrasa sy tetikasa sosialy maro izany. Hampiakatra ny vola miditra amin’ny fanjakana ny famerenana ny […]
Fampiroboroboana ny indostria : hiara-hiasa ny minisitera sy ny ONUDI
Dingana iray fanoitra amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampiroboroboana ny indostria. Naneho ny fahavononany hiara-hiasa amin’ny ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC) ny rafitry ny Firenena mikambana misahana ny fampandrosoana ny indostria (ONUDI) amin’ ny fampandrosoana sy fampiroboroboana ity sehatra ity eto Madagasikara, nandritra ny fihaonan’ny roa […]
Ladoany : hampihena ny fandaniana ny «Smart scanning»
Fiovana lehibe ho an’ny sehatry ny fadintseranana ny tetikasa « Smart scanning ». Fitaovam-pitiliana hampiasana ny teknolojia niomerika, hampihenana ny fotoana sy ny fandaniana ho an’ny mpandraharaha. Natao tany Toamasina, omaly, ny fankakazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fadintseranana (JDI). Anisan’ny nanamarihina izany ny fitokanana ny fitaovam-pitiliana avo lenta ao […]
Fiovaovan’ny toetr’andro : mandrisika ny olona hamboly ny fisian’ny zana-kazo maimaimpoana
Ao anatin’ny fotoana fambolen-kazo tanteraka isika izao. Mandrisika ny olona hamboly ny fisian’ny fizarana zana-kazo maimaimpoana. Tanjona ny hamerenana ny ala potika eto Madagasikara. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ary manomboka androany ny taom-pambolen-kazo 2023- 2024 eto Madagasikara. Tanjona apetraka amin’izany ny hahavitana voly zana-kazo manodidina ny 300 000 000 isa ao […]




