Taratra

Minisiteran’ny Raharaham-bahiny : tokony ho diplaomaty ny ambasadaoro

“Avy nitondra sendikà aho, anisan’ny niady ho an’izay hoe tokony ho andrianjohany matihanina no hitarika ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Syndicat des corps du ministère des Affaires étrangères (Syncor­mae) teo aloha, Randria Razakandrema, ny amin’ny nanendrena ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, izay andrianjohany na diplaomaty matihanina. […]

Asa mahamarin-toerana

  Fe-potoam-piasana vaovao, governemanta vaovao… Mitaky fomba fiasa vaovao izany, na farafaharatsiny ahay, manatsara sy manafaingana kokoa izay tsara vita teo aloha. Na ahoana na ahoana, be mandrakariva izay tsy vita sy miandry mitaha amin’izay kely natomboka. Sanatria, efa zatra ny fanamby sy fampanantenana tsy tanteraka tamin’ny fitondrana nifandimby ny […]

Filoha Rajoelina : “Tsy maintsy ahena ny fahantrana”

“Tetikasa hanavotra ny ankamaroan’ny Malagasy ny Ankohonana miarina, hanampy indrindra izay te hiarina amin’ny fiainany. Tanjona amin’izao fe-potoam-piasana faharoa izao fa voalohany amin’ ny fanombohana ny asa ny hoe: ahoana ny hahazoantsika mampihena ny fahantrana? Tsy maintsy ataontsika izay hampihena ny fahantrana”. Izay no nambaran’ny filoha Rajoelina, tany Arivonimamo, faritra […]

TSELATRA

Zazavavy 12 taona maty niharan’ny fanolanana tao Morondava, ny alakamisy 18 janoary teo. Nifampitadiavan’ny fianakaviana io zaza io nanomboka ny alatsinainy. Nametraka fitarainana teny amin’ny mpitandro filaminana izy ireo. Narian’ny nahavanon-doza tsy lavitra ny trano fonenany ihany ny nofo mangatsiakan’ ilay zaza efatra andro taorian’ny fahaverezany. Mpampianatra iray maty voatsatok’antsy nataon’ny […]