Taratra

Atletisma: nodimandry i Henri Roger

Misaona indray ny tontolon’ny fanatanjahantena, indrindra fa ny taranja atletisma. Nodimandry ny alatsinainy lasa teo i Henri Roger, filohan’ny Federasiona malagasy (FMA), teo aloha. Ny aretin’ny homamiadana, izay efa nitaiza azy nandritra ny fotoana maro no nitarika ny fahafatesany. Raha tsiahivina, filohan’ny komity nasionalin’ny fandrindrana teo anivon’ny atletisma Itompokolahy, ny […]

Karate-Rahantason Mamy: « Andrasana indray ny tena hevitry ny WKF »

Nanatanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny Federasionan’ny karate malagasy, tarihin’ny Sensei Ratefinanahary Emile. Mpikatroka manodidina ny 700 manerana ny Nosy no tonga niatrika ny fifaninanana. Nambaran’ny filohan’ny Federasiona fa fahombiazana raha io isan’ny mpikatroka io ary hiroso amin’ny fandaharanasa manaraka ny […]

Romain Metanire: naaton’ny Minnesota United

Nisaoran’ny klioba amerikanina Minnesota United,  ilay mpilalao baolina kitra malagasy, i Romain Metanire. Tsy nohavaozina intsony ny fifanarahana taminy. Tsy manana klioba izany ity vodilaharan’ny Barea ity, ankehitriny Hita tao anaty tambajotran-tserasera, omaly talata, fa naaton’ny ekipan’ny Minnesota United,  ilay mpilalao baolina kitra malagasy, i Romain Metanire. Tsy nohavaozina intsony […]

Tratran’ny Covid: atoka-monina ny tale jeneralin’ny Jirama

Diso ny vaovao! Tsy marina ny filazana tanaty gazety iray fa nisy nahita tany amin’ny faritra. Nilaza ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Randrianaina Odon, fa tsy mahafantatra an’izany vaovao izany ny tenany, fa raha ny fahafantarany azy, tratran’ny tsy fahasalamana ity mpitantana ny Jirama ity, nahatonga […]